Tahaka ny firenena maro maneran-tany, miatrika olana lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fanoherana ny ody aina bitika «Résistance aux antimicrobiens» (Ram) i Madagasikara. Mampihena ny fahombiazan’ny fitsaboana mahazatra ireo mikraoba mahery fiarovana manohitra ny antimikraoba. Vokany, mananosarotra ny fanaraha-maso ny aretina, mitombo ny saram-pitsaboana ka mitarika amin’ny fahavoazana ary mety hiafara […]
Toe-karena
Fampiroboroboana ny orinasa : Sakana ny fihisaran’ny toekarena
Sakana ho an’ny fampiroboroboana ny orinasa sy ny fandraharahana ny fihisaran’ny toekarena, ny olana amin’ny fahatapahan’ny herinaratra ary ny toe-draharaha politika eto amintsika. Mijanona ho fanambin’ireo mpitantana orinasa ny fampiroboroboana ny fandraharahana na teo aza ny olana nosedrainy nandritra ny enim-bolana farany teo. Antony mahatonga izany ny tsy fivoaran’ny toekarena, […]
Orange Solidarité Madagascar: Nizara fanomezana ho an’ny ankizy marary
Mizara hafaliana amin’ireo ankizy marary ny Orange Solidarité Madagascar amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely izao. Ankizy maherin’ny 900 eny anivon’ireo tobim-pahasalamana manerana ny faritra no nisitraka fanomezana avy amin’ny fikambanana. Niara-nisalahy, nilatsaka an-tsitrapo, nitety ireo tobim-pahasalamana sy hopitaly isan-karazany ireo mpiasa maherin’ny 100 avy ao amin’ny Orange Madagascar sy ny […]
Bosch CT Motors: Misokatra ny magazay ao Toamasina
Magazay fahatelo ao Toamasina, aorian’ireo roa eto an-dRenivohitra, no entin’ny CT Motors Madagascar, solontena ofisialy Bosch amin’izao fankalazany ny fahatelo taonany izao. Manao tolotra isan-karazany ny Bosch CT Motors amin’ny fikirakirana sy fikojakojana fiara isan-karazany. Izy izay miavaka amin’ny fahaiza-manao amin’ny fikirakirana ireo teknolojia alemaina. Mitondra vahaolana mifanaraka amin’ny filan’ny […]
Faritra Itasy: Omen-danja ireo toeram-pizahantany 32
Miisa 32 ireo toeram-pizahantany voamariky ny Ofisim-paritry ny fizahantany ao Itasy (ORTI). Hanome lanja ireo faritra ireo ny tomponandraikitra, hampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany any an-toerana amin’ny alalan’ireo sakafo mampiavaka ny faritra sy ny fambolena. “Faritra anisan’ny mahasarika mpizahatany ny any Itasy noho ny fananany ny Geysers ao Analavory sy […]




