Nihena manodidina ny 0,2 ka hatramin’ny 0,3% ny vidim-piainana ny volana oktobra sy novambra, taona 2023, taorian’ny fisondrotan’izany ho ambony indrindra ny volana marsa tamin’ny taon-dasa, araka ny tatitra navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). Nahatonga izany ny fiakaran’ny vidim-bary ka nahatonga ny Indice des prix à la consommation (IPC) ho […]
Toe-karena
La Maison Du Vita Malagasy: la Maison Du Vita Malagasy
Mampahafantatra sy manandratra avo ny sakafo malagasy ny tolotra omen’ny Table d’hôte ny La Maison du Vita malagasy amin’ny alalan’ireo fahaiza-manao sy ny fampiasany ireo vokatra natoraly misy eto amintsika. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo, etsy Ampahibe Ambohidahy, ny table d’hôte ny La Maison du Vita malagasy. Tranom-pisakafoana […]
Angovo azo avy amin’ny rano: hanampy antsika i Indonezia
Anisan’ny voafidy hananganana tobim-pamokarana herinaratra avy amin’ny rano, iarahana amin-dry zareo indoneziana, ny kaominina Ivony, distrika Ambositra, faritra Amoron’i Mania. Tanteraka izany vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny telo tonta, Madagasikara, ny South-South and Triangular Cooperation in Decentralised Renewable Energy (SSTC DRE -Indonezia) ary tohanan’ny Fiaraha-miasa alema GIZ-Perer. Hatao sonia amin’ny 1 […]
Hetsika ITM-IHM: mifameno ny fizahantany sy ny asa tanana
Nifarana ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny fizahantany (ITM andiany faha-10) sy ny ho an’ny asa tanana (andiany faha-10). Nambaran’ ny minisitry ny Fizahantany sy ny asa tanana, Randriamandranto Joël, fa « nampiavaka ity hetsika ity ny fisian’ny IHM. Voafetra ho 100 ny tranohevan’ny mpandray anjara, na maherin’ny 400 aza no nangataka. […]
Fiarovana ny tontolo iainana: maro ny andraikitry iantsorohan’ny mpianala
Androm-pirenena ho an’ny mpianala omaly 24 jona. Tsy mbola ampy ny isan’izy ireo, raha oharina amin’ny velaran’ny ala eto amintsika, araka ny fenitra iraisam-pirenena. Misy karazany roa ny mpianala. Voalohany, ny injenieran’ny rano sy ny ala, miofana eny amin’ny Sekoly ambony momba ny siansan’ny fambolena Ankatso, misahana ny fandrindrana sy […]




