Toe-karena

Hampiakarana ny voka-bary: Nahazo ny masomboly safiotra i Vakinankaratra

Tafiditra ao anatin’ny paikady hampitomboana 1 tapitrisa taonina fanampiny ny voka-bary eto amintsika ny fampiasana ny masomboly safiotra. Nahazo ny anjarany i Vakinankaratra. Taorian’ny tany Alaotra, natolotra tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny ma­som­boly vary safiotra, ho an’ ny faritra Vakinankaratra. Mi­isa 70 ny kaoperativa tantsaha nahazo ny anjarany, miaraka amin’ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Mihena ny delestazy eto Antananarivo. Antony, niakatra ny haavon’ny renirano manodina ny tohodranon’Andekaleka any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara, vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Miakatra, araka izany, ny famokarana any an-toerana, mamatsy herinaratra ny tambajotra eto Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Mitantana ny tetezana Mangoro sy Antsam­pazana (RN2), ny minisiteran’ny Asa […]

“Ultra Trail des Ô Plateaux” : Sady fizahantany no fanatanjahantena

Hanome lanja ny sehatry ny fizahantany sy ny tontolo iainana ny hetsika “Ultra Trail des Ô Plateaux” (Utop), an­diany faha-16, amin’ity taona ity, hotanterahina manomboka ny 9 ka hatramin’ny 11 mey, ao Mantasoa. « Fotoana iray ahafahan’ireo mpandray anjara mahita sy mankafy ny hakanton’ny toerana ary ma­mantatra ny mampiavaka ny tanànan’i […]

FANJIFANA : Hiovaova isam-bolana ny vidin-tsolika

Hiovaova isam-bolana ny vidin-tsolika, hifanaraka amin’ny vidiny iraisam-pirenena. Mila mizatra izany ny mpanjifa, satria anisan’ny fepetra napetraky ny FMI io. Niova nanomboka omaly 5 febroary ny vidin’ny solika eto Madagasika­ra. Mihatra, araka izany, ny fampifanarahana azy amin’ny fiovaovan’ny vidiny eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Nia­katra ho 4 890 Ar ny litatry ny […]

VAOVAO TAMBATRA

Tsy tapaka fa misokatra ny fifamoivoizana amin’ny RN 2, mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina, na teo aza ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Mitohy, toraka izany koa, ny any amin’ny RN6, avy eto Antananarivo mankany Antsiranana. Hatreto, misy fifindrana fiara fitaterana eo amin’ny tetezana Efasy sy Mahavavy. Fantarina ireo kaominina hotohanana amin’ny sehatry […]