Toe-karena

Tanàn-dehibe: mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe

Ilana fanavaozana goavana ny fanajariana ny tanàn-dehibe. Hampiroboroboana ny toekarena sy hampihenana ny fahantrana eto Madagasikara no anton’izany. Tsy mahatosika ny fampandrosoana ara-toekarena sy ny fampihenana ny fahantrana eto Madagasi­kara ny tanàn-dehibe. « Mamokatra ny telo ampahefatry ny harinkarena faobe (PIB) eto amin’ ny firenena anefa ny tanàn-dehibe ary ny […]

Tetikasa « Seeed »: Hanohana ny tontolon’ny fandraharahana

Manofana mpandraharaha ho an’ny asa mendrika eto Madagasikara ny tetikasa « Seeed ». Ankehitriny, miisa 85 ireo rafitra naneho ny fahavononany ka laharam-pahamehana ireo miantsehatra eny amin’ny tontolo ambanivohitra, ireo manohana ny mpandraharaha vehivavy sy manana faha­sembanana. Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny Antanimena, ny tetikasa « Seeed […]