Hamafisina ny fahafahana miatrika ny fiovan’ny tontolo iainana, sady hampihenana ny fiantraikan’ny loza voajanahary. Tafiditra ao anatin’izany ny fiarovana, ny famerenana amin’ny laoniny sy ny fitantanana maharitra ny rohy voahary. Toy ny fampihenana ny ambana voajanahary, ny rivodoza, ny tondra-drano, ny haintany, ny fihohatsahan’ny tany sy ny sisa. Izany rehetra […]
Toe-karena
Fifanakalozana ara-barotra aty Afrika : manomana ny paikady mahomby i Madagasikara
Manomana ny fidirana ao amin’ny ZLE aty amin’ny kaontinanta Afrikanina i Madagasikara. Hofaritana ireo paikady nasionaly enti-manatanteraka ny fifanarahana. Nampahafantarina tamin’ ny fomba ofisialy ny talata teo, teny Anosy ny tetikasa PA-ZLECAF izay hamaritra sy hanohana ireo paikady nasionaly ho an’ny tombontsoa eo amin’ny fifanakalozana malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina. Hiandraikitra ny […]
Sehatra tsy miankina : hanamora ny fikirakirana taratasy ny e-work
Ho vita ao anatin’ny dimy andro ny fikirakirana ny antontan-taratasy ho an’ireo teratany vahiny manao fangatahana asa eto Madagasikara, amin’ny alalan’ny e-work. Tafiditra ao anatin’ny Vovonan’ny haitao ara-kajy mirindran’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) ny e-work. Araka izany,hampihena ny fivezivezena sy ny fotoana lany, indrindra ho an’ny sehatra tsy […]
MEAH sy ONG WHH : fanatsarana ny fitantanana ny fako
Natao sonia omaly 27 febroary ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Rano sy ny fanadiovana ary ny fidiovana (MEAH), notarihin’ny minisitra Ravokatra Fidiniavo, sy ny ONG Welthungerhilfe (WHH). Fifanarahana miompana amin’ny fanatsarana ny fomba fitantanana ny fako, ao anatin’ny tetikasa “Passat-4”. Tohin’ny efa nataon’ny ONG WHH nanomboka ny taona 2014 […]
Ambatolampy Tsimahafotsy : namboly hazo 1 100 ny Airtel
Manana adidy amin’ny lafiny tontolo iainana ny orinasa Airtel Madagasikara. Miisa 1 100 ny zana-kazo (acacia, kininina, frêne) nambolena teny Ambatolampy Tsimahafotsy, ny 16 febroary teo. Nambaran’ny tale jeneraly (DG), Anne Catherine Tchokonte, fa « efa fanao mahazatra isan-taona ny fambolen-kazo, hananana tontolo maitso sy ho an’i Madagasikara. Vonona isika ho […]




