Tsara toerana ny faritra Menabe tamin’ny taon-dasa 2022 teo amin’ny fambolena nahafantarana azy hatramin’izay. Tohizana amin’ity taona izany fanatsarana ny kalitao sy ny fampitomboana ny vokatra izany. Mitohy ny fanatsarana ny fambolena any amin’ny faritra Menabe tamin’iny 2022 iny. Distrikan’i Mahabo no voalohany amin’ny famokaram-bary. Tafakatra 580 000 t ny voka-bary […]
Toe-karena
Faritra Atsinanana : velaran-tany 3.572 ha voavoly hazo
Tratra ny tanjona tamin’ny fambolen-kazo taona 2022 ho an’ny faritra Atsinanana. Velaran-tany nirefy 3.572 ha no voavoly hazo nandritra ny taona iny. “Efa nihoaran’ny faritra Atsinanana ny fanamby ho an’ny taona 2022 izay tokony nambolena hazo ny velaran-tany 3.000 ha”, hoy ny talem-paritry ny totolo iainana sy fampandrosoana lovain-jafy, Tezena […]
Besakoa sy Ambohitsabo-Toliara: nanangana fikambanana ny mponina
Nanangana fikambanana ny mponina any Besakoa sy Ambohitsabo, hiarovan’izy ireo ny tombontsoany, mba hihainoana ny feony sady hitakiana ny fisokafan’ny orinasa Base Toliara. Doroky Lovasoa Michael, Fikambanana Vezo Tea Longo (Fivetelo, fikambanana miaro ny tombontsoan’ny mpanjono) Hamidy any an-tanàn-dehibe ny hazandrano azonay, na koa hohaninay, fa hafa mihitsy raha misy […]
Mponina manamorona morontsiraka any Toliara : « Hany vahaolana amin’ny tsy fisian’asa ny fisokafan’ny Base Toliara »
Miray feo ny sefo fokontany, ny olobe, ny mpanjono, ny olon-tsotra, indrindra ireo monina manamorona ny morontsiraka, ao anatin’ny distrika Toliara I, mitaky ny hanokafana ny orinasa Base Toliara. Ambaran’izy ireo fa izay ihany no hany lala-tokana ho tombontsoan’ny faritra Atsimo Andrefana. Maro ireo sefo fokontany ao anatin’ny distrika Toliara […]
Jirama : Kojakojaina ny jiro sy ny rano
Nanomboka, omaly alahady, ny ekipan’ny Jirama no nanolo ireo fitaovana bakoly « isolateurs », mitazona ny taribin-jiro, mampita ny herinaratra avy eny Ambohimanambola mankany Antsirabe ao anatin’ny tambajotra iraisan’Antananarivo (RIA). Hanatsara ny tambajotra mpitsinjara herinaratra izany, hampihenana ny fahatapatapahan-jiro amin’iny zotra iny. Ankoatra izany, mandeha koa ny fanadiovana ny rano ao amin’ny […]