Toe-karena

Orinasa Malto S.A ; mampiasa « orge » 9 000 t isan-taona

Mandray anjara amin’ny Foara iraisam- pirenena ho an’ny fambolena, FIA, eny amin’ny Zone Forello Tanjom­bato, ny orinasa Star. Samy eo ambany fiahian’ny vondrona Castel, izy sy ny orinasa Malto S.A, misahana ny famokarana « orge », havadika ho « malt », akora fototra amin’ny fanamboarana labiera. Nana­zava ny teknisiana, tomponandraikitry ny fikarohana ao amin’ny […]

Foire internationale de l’Agriculture: natolotra ny paikady ho an’ny tolo-draharahan’ny mpamokatra

Hetsika mampiray ny mpamokatra eo amin’ny tontolon’ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono ny FIA atao etsy amin’ny Zone Forello Tanjombato. Misy ny tolotra maro isan-karazany entina mampiroborobo ny seha-piharian’ireo tantsaha sy ny paikady anatanterahana izany. Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, ka hitohy hatramin’ny alahady izao, ny foara iraisam-pirenena ho […]

Paositra malagasy: miverina ny fiaraha-miasa amin’ny Groupe La Poste

Vita sonia ny fiaraha-miasan’ny Paositra malagasy sy ny EMS Madagascar ary ny Colissimo France, Groupe la Poste rehefa niato nandritra ny 32 taona. Natao teny amin’ny biraon’ny paositra etsy Antaninarenina, omaly, ny hetsika izay na­trehan’ny tomponandraikitra avy amin’ny Paositra malagasy sy ny Groupe La Poste France. Vokatry ny fifampiraharahana natao […]

Foaran’ny fambolena : mpanohana ny FIA andiany faha-5 ny MVola

Hanomboka anio 21 hatramin’ny 24 septambra ny foara iraisam-pirenena mikasika ny tontolon’ny fambolena. Fo­toana hihaonana mivantana amin’ireo seha-pihariana voakasika, ny mpandraharaha ary ireo mpiara-miombon’antoka samihafa. Roa taona misesy izao no hanohanan’ny MVola ny tetikasan’ny mpandraharaha sy ny mpisehatra samihafa. Mandroso vahaolana ara-bola mifanandrify amin’ny filana manokan’ny tsirairay amin’izy ireo. Anisan’ny […]