Hita ny marimaritra iraisana eo amin’ny Rio Tinto sy ny governemanta malagasy mikasika ny lafiny hetra ho an’ny orinasa Qit Madagascar Minerals (QMM). Natao sonia, ny 22 aogositra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa hitrandrahana maharitra ataon’ny QMM any Taolagnaro. Anisan’ny tanjona ao anatin’ny fifanarahana ny hisitrahan’ny vahoaka malagasy bebe kokoa ny […]
Toe-karena
Faritra arovana: fifaninanana ho an’ny mpanao gazety
Nampahafantarina, omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny fifaninanana ho an’ny mpanao gazety, hanao fanadihadiana mikasika ny Faritra arovana (AP) eto Madagasikara. Miaraka mikarakara azy ny Tahirim-bola ho an’ny faritra arovana sy ny karazan-javamananaina eto Madagasikara (FAPBM), ny tetikasa Varuna ary ny Fikambanan’ny mpanao gazety mikirakira ny tontolo iainana (AJE). Tsikaritra hoy […]
« Branchement mora » : tonga ny kaontera andiany faharoa miisa 25 000
Tetikasa hampisitrahana herinaratra ho an’ny tokantrano marefo manerana ny Nosy ny “branchement mora”. Niampy 25 000 isa indray ny kaontera hojifaina amin’ny vidiny 30 000Ar. Tetikasa natao hitsinjovana ny sarambabem-bahoaka ny “branchement mora”. Afaka misitraka izany ireo tokantrano voamarin’ny fokontany sy misoratra ara-dalàna ao aminy. Kaontera 25 000 isa indray […]
Lalaon’ny Nosy : tsy ho latsa-danja ny sehatry ny fizahantany
Fotoana goavana sy ahafahana mampahafantatra an’i Madagasikara amin’ny any ivelany ary hampiroborobona ny sehatry ny fizahantany ny lalaon’ny Nosy aty amin’ny ranomasimbe Indiana (JIOI) andiany faha-11. Fotoana hisarihana mpizahatany ho tia ity nosy ity ireo 10 andro hanaovana ny lalao. Misy ny paikady entin’ny minisiteran’ ny fizahantany hanatanterahana izany. Maro […]
DHF sy FAPBM : hamafisina ny fahaiza-manao amin’ ny fiarovana ny tontolo iainana
Miara-miombon’antoka ny Fondation Danoise Hempel (DHF) sy ny Fikambanana ho an’ny faritra arovana sy ny tontolo mananaina eto Madagasikara (FAPBM). Natao sonia ny 16 aogositra teo ny fifanarahana. Mifantoka amin’ny fampiofanana arakasa maharitra ho an’ny mpiasa ny fiaraha-miasa. Tanjona ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny traikefa entina hiarovana ny tontolo […]




