Anisan’ny vinan’ny filoha Rajoelina ny fisandratana ho an’i Madagasikara (IEM ). Mampiavaka azy ny fanohanana ny vehivavy mpandraharaha sy ny lehilahy amin’ny alalan’ny fandaharanasa. Nisy ny andiany voalohany nantsoina hoe «3,2,1 pitch by Fihariana», nisitrahana mpandraharaha miisa sivy avy any amin’ny faritra samihafa. Noho ny fahombiazan’io andiany voalohany io, natao, […]
Toe-karena
200 miliara Ar tsy voaloa : hanangana sampandraharaha hitaky trosa ny Jirama
Very vola amina miliara ny orinasa Jirama. Vidin-jiro sy rano tsy voaloan’ny mpanjifa tao anatin’ny dimy taona. Hijery akaiky ny raharaha ny orinasa ka hanangana sampandraharaha hanara-maso izany. Hiroso amin’ny fitakiana ireo trosa tsy voaloan’ny mpanjifa teo anelanelan’ny taona 2018 ka hatramin’ny 2022 teo, ny orinasa Jirama. “Tafakatra hatramin’ny 200 […]
Lalàna momba ny fampiasam-bola : hanampy amin’ny fampiroboroboana ny indostria
Tanterahina etsy amin’ny Novotel Alarobia, nanomboka omaly hatramin’ny zoma izao, ny atrikasa momba ny fandaharanasa maharitra ho an’ny indostria eto Madagasikara (Journées de programmation industrielle). Dinihina mandritra izany ny tondrozotra mazava hampiroboroboana ny indostria eto amintsika. Ao koa ny dinika niarahan’ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina na ny “dialogue […]
Tetikasa Art et biodiversité : misokatra ny fifaninanana
Nisokatra nanomboka omaly ka tsy hifarana raha tsy amin’ny 9 jolay izao, ny fifaninanana tetikasa “Art et biodiversité”, andiany faharoa. Atao izao hanamarihana ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny karazan-javamananaina, ny 22 mey lasa teo. Natao ho an’ireo mpanakanto sy fikambanana misehatra amin’ny tontolo iainana ity fifaninanana karakarain’ny Fondation des aires […]
Tohana Star: nahazo fotodrafitrasa i Mahazina Ambatolampy
Mitohy ny anjara biriky entin’ny orinasa Star amin’ny fampivoarana ny mpiara-monina eo amin’ny lafiny toekarena sy sosialy (RSE). Anisan’ny nisitraka izany ny any Mahazina, distrika Ambatolampy, toerana misy orinasa Star. Notokanana ny 23 mey teo ny efitrano sekoly vaovao miisa roa, ho an’ny ambaratonga fahatelo. Efa misy latabatra sy dabilio […]




