Toe-karena

Fivoriana tany amin’ny ONU : ny zo sy ny fitantanana maharitra ny ranomasina

Natao ny 20 febroary hatramin’ny 3 marsa teo, tao amin’ny foiben’ny firenena Mikambana (ONU) any New York, ny fiverenana nandinihina fanindroany, ny lafiny zo mikasika ny ranomasina. Voakasik’izany izay mifandraika amin’ny fiarovana sy ny fitantanana maharitra ny tontolo mananaina rehetra, mifanaraka amin’ny lalàna isaky ny firenena isanisany avy. Efa natao […]

Ranomasimbe indianina : fahalalana kokoa ny trozona misy vozona

Manomana ny hetsika «Humpback Whale Con­gress» (HWWC), andiany fahatelo any amin’ny Re­poblika Do­minicaine, ankehitriny, ny fi­kambanana Céta­mada Mada­gasikara, tarihin’ny Dr. Sa­loma Anjara. Loha­hevitra noraisina ny hoe «Toekarena manga ho an’ny fampandrosoana maharitra». Niforona ny taona 2015 teto Madaga­sikara ny fikambanana tany amin’ny Nosy Sainte Marie, nandritra ny hetsika manokana ho […]

Mahanoro: jiro manazava ny elakela-trano miisa 110

Mamaha ny olan’ny tsy fandriampahalemana ny fisian’ny jiro manazava ny arabe sy ny elakelantrano. Tafiditra ao anatin’ny velirano 2, hisian’ny « Hazavana ho an’ny rehetra » ihany koa. Mitohy ny tetikasa «Ha­zavao ny elakela-trano». Natom­boky ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo (MEH), Andriamanampisoa Solo teny Andohanimandroseza, boriborintany faharoa eto […]

Lalana « Autoroute » : honerana ny tompon’ny tany

Nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny lalana migodana «autoroute» ny minisitry ny Asa vaventy, ny Kly Andrianatrehina Ndria­mihaja Livah, ny alakamisy teo. Mirefy 20 km ny lalana efa voasoritra, ataon’ireo fiarabe sy ny fitaovana vaventy. Misy ny bokin’andraikitra tsy maintsy hajain’ny orinasa manao ny asa. Efa eo am-pikarakarana ny antontan-taratasin’ny […]

Banky Baobab sy Airtel Money: miara-miombon’ antoka amin’ny fampiasam-bola

Miara-miasa amin’ny fomba ofisialy nanomboka ny 2 marsa ny Banky Baobab sy ny Airtel Money. Hampi­tombo ny fampiasam-bola eto Madagasikara, araka ny tolotra fampiasan’ny Airtel Mo­ney ny fifanarahan’ny roa tonta. Fanamby lehibe izao amin’ny fampiasam-bola iarahan’izy ireo. Tsy atao sakana ho an’ny tsirairay sy ho an’ny firenena izany, amin’ny ankapobeny. […]