Tamin’ny taona 2017, efa niray feo ny vondrona fikambanana mpandraharaha maro, toa ny Fivmpama, Sim, sy ireo hafa, miray hina ho fanarenana ny seha-pihariana eto Madagasikara. Heverin’ireo fikambanana isan-tokony ireo fa fototry ny tsy fandrosoan’ ny firenena ny firafitra misy tamin’izany fotoana, koa sokajin’olona vitsy ihany no mahazo tombony. Nambaran’ireo […]
Toe-karena
Anosy sy Androy : olana mbola mitohy ny tsy fahampian-drano
Olana goavana mbola mitohy hatramin’izao ny tsy fahampian-drano any amin’ny faritra Anosy sy Androy. Sarobidy, vidian-dafo ny rano madio sotroina, fa ny rano hiasana ho an’ny fambolena koa manahirana ny mponina. Fandaniana lehibe ho an’ny isan-tokantrano, 1000 Ar ny rano amin’ny daba 20 L any Amboasary Atsimo. Mety tsy mijanona […]
TSA Madagasikara : resy lahatra amin’ny hiarovana ny sokake
Manana ny toetra tranainy hatry ny 200 tapitrisa taona ny sokake. Ilaina ny fiarovana azy ireny ary misy ny efa mahatsapa izany. Dinidinika niarahana tamin’ny mpandrindra nasionalin’ny Turtle Survival Alliance (TSA) Madagasikara, ny Dr. Randriamahazo Herilala. Gazety Taratra (*) : Azonao fintinina ve ny mampiavaka ny sokake? Dr. Randriamahazo Herilala (-) […]
Fitaterana eto Antananarivo: tsy mandeha firy intsony ny taxi
Miavaka ny fiarakaretsaka (na taxi) eto an-dRenivohitra amin’ny lokony. Maro an’isa ny fiarakodia tranainy, toy ny 2 CV sy ny 4L fa vitsy ny vaovao. Noho ny maha tranainy ny maro an’isa ireo, tsy mandeha amin’ny fotoanalany sy kilaometatra (compteur horokilométrique) ny taxi eto an-toerana amin’izao taonjato izao ny toeran-kaleha […]
Vavatenina: manjombona ny raharaham-panjakana
Manjombona tanteraka ny lafiny fitantanan-draharaham-panjakana ao amin’ny kaominina ambonivohitr’i Vavatenina tato ho ato. Lavo vokatry ny lozam-pifamoivoizana, ny 2 marsa teo, koa Ravelona Mauril, lefitra faharoan’ny ben’ny Tanàna, izay nidoboka am-ponja ao Antanimora ny voalohan’ny volana marsa teo noho ny raharahana kolikoly sy fanaovana hosoka amina volam-panjakana. Ny alakamisy 2 […]




