Toe-karena

Menabe : anjakan’ny kolikoly ny hazo sarobidy

Navoakan’ny Transparency International –Initiave Mada­gascar (TI-GM), omaly fa anjakan’ny kolikoly ny fanondranana hazo sarobidy avy any amin’ ny faritra Menabe. Fahavoa­zana goavana ho an’ny firenena, satria manapotika ny tontolo iainana no mahafatiantoka ny fanjakana, araka ny nambaran’ny TI-GM. Betsaka ny kolikoly amin’ ny ambaratonga samihafa , manomboka eo amin’ny fanapahana […]

CESC: hatao hanampy ny governemanta sy ny Antenimiera roa

Heverina ny tokony hananganana ny Filankevitra momba ny toekarena, sosialy, ary kolontsaina (CESC)*. Antony, hametraka bebe kokoa ny fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana maharitra an’i Madagasikara. Tsy mbola tafapetraka hatramin’izao ny CESC na efa voafaritry ny Lalàmpanorenana aza izany ao amin’ny andininy faha-105. Tao anatin’ny volana maromaro, ny solontenan’ny firaisamonina sivily, […]

Fiaraha-miasa amin’ny any ivelany : hamafisina ny sehatry ny fambolena

Niray dinika tamin’ny mi­nisitry ny Fiompiana sy ny fambolena, Harifidy Rami­lison ny masoivohon’i Afrika Atsimo, Sem Sisa Ngombane, afakomaly. Navoitra nandritra ny fihaon’ny roa tonta ny fomba entina hanatsarana ny seha-pambolena sy ny fiompiana eto an-toerana. Anisan’ ny hitondra ny anjara birikiny amin’izany ny eo anivon’ny firenena afrikanina tatsimo. Raha […]