Miakatrabe ny vidim-bary eny anivon’ny tsena raha ny fanadihadiana natao. Voakasik’izany ny makalioka sy vary gasy ary ny diste. Alaina 152 500 sy 154000Ariary ny vary diste sy makalioka ao amin’ ny tsenan’Anosibe. Amidy 3350 sy 3500 ariary ny iray kilao eny amin’ny tsena mpaninjara. 1000 Ariary sy 950 Ariary ny […]
Toe-karena
Eran-tany
« Tsy toeram-pitrandrahana na tany horombahina i Afrika », hoy ny Papa François tany Kinshasa, renivohitr’i RDC. Nanambara izany ny Papa noho ity firenena ity manana harena an-kibon’ny tany isan-karany sy tany mamokatra nefa ny mponina 100 tapitrisa ao aminy miaina ao anaty fahantrana. Manampy izany, mbola anjakan’ny ady an-trano lava ity […]
Lafo ny angovo hafa: tsy afa-miala amin’ny saribao ny Malagasy
Heverina hatramin’ny ela fa fomba fanao mahazatra fotsiny ny fampiasana saribao na arina fandrehitra, tsy dia nasian’ny tompon’andraikitra resaka loatra, ny hazo fanao saribao anefa ianteheran’ny tokantrano 97 % ny fampiasana azy eto Madagasikara. Na hita miha lafo aza, mbola ny saribao aloha ankehitriny no takatry ny maro. Marihina fa […]
Anosy sy Androy : tojon’ny kere mandavantaona
Nozahan’ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny any Anosy sy Androy ny olana momba ny kere any an-toerana. araka ny toromariky ny filohan’ny Repoblika. Anisan’ ny laharam-pahamehana ny famatsiana ireo zavatra ilaina andavanandro (PPN) any amin’ny faritra hamahana ny olana sy hanamorana ny fizarana izany amin’ny vidiny ara-drariny. Nandritra izany fotoana izany, nohararaotina ny […]
Fampiroboroboana ny indostria: hanodina voanjo ho lasa menaka ny any Morondava
Taorian’Ambositra sy Fianarantsoa dia i Morondava no distrika fahatelo misitraka Tanin-ketsa Indostrialy amin’ny alalan’ireo fitaovana nafarana hananganana indostria madinika miisa 75 manerana an’i Madagasikara, tato anatin’ny telo herinandro izao. Milina fanodinana voanjo ho lasa menaka no naterin’ny minisitra misahana ny indostria tany an-toerana ny faran’ ny herinandro teo noho iny […]




