Toe-karena

Fambolena : nihena 11,93% ny voka-bary tany Alaotra

Nisy ny fanadihadiana nivoaka ny taona 2022, nataon’ny fandaharanasa iraisam-pirenena mikasika ny sakafo, « World food program » (WFP), ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny sakafo (FAO) ary ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae), mikasika ny sehatry ny sakafo sy ny fambolena eto Madagasikara, indrindra ny voamaina. Nitombo ny vokatra ny taona […]

Cementis Ibity : hahatratra 1.000.000 t isan-taona ny simenitra vokarina

Hany mamokatra simenitra eto Madagasikara, ny orinasa Cementis, na Holcim teo aloha any Ibity Antsirabe, faritra Vakinankaratra. Hita any an-toerana daholo ny ako­ra fototra tena ilaina amin’ny fanamboarana simenitra, toy ny «calcaire», ny tanimanga, ny gypsa, ny «pouzzulane», sns. Nitsidika tany an-toerana ny minisitry ny Harena an-kibon’ny tany sy ny […]