Nanodinina ny 256 ireo olona tonga nizaha fahasalamana teny anivon’ny hopitaly HJRA, nandritra ny roa andro fankalazana ny fetin’ny Pantekoty lasa teo. 50 tamin’izy ireo tsy maintsy nahiditra hopitaly. Dimy kosa ireo olona maty nandritra izany, raha ny tatitra voaray teo anivon’ny hopitaly HJRA Ampefiloha. « Nahitana tranga betsaka noraisin’ny teo […]
Tranga
Avy naka “versement” : mpivarotra voaroba 6 tapitrisa Ar
Narahin’ny jiolahy roa lahy nitam-basy, mpivarotra hamonjy fodiana lasibatra tao Toamasina, omaly. Lasa ny vola an-tapitrisany. Lasan’ny jiolahy roa lahy nitam-piadiana ny vola nitetina 6 tapitrisa Ar teny amin’ny lehilahy iray mpivarotra, tao amin’ny Cité Ottino, Tanamakoa 12/12, Toamasina, omaly maraina tamin’ny 8 ora. Nivarotra lambo (kisoa) vao maraina io […]
Mananjary: raim-pianakaviana hita faty nifato-tenda
Nezahin’ny mpitsabo navotana, lehilahy iray namoy ny ainy tao Mananjary, afakomaly. Nifatotra tamin’ny tady ny tendany. Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray 41 taona tao amin’ny fokontany Ambatolambo, kaominina Mananjary, afakomaly. Nihantona tamin’ny tady tao amin’ny trano fonenany izy ny marain’io alahady 19 mey io. Niezaka namonjy azy ireo nanatri-maso. […]
Kamiao tra-doza teny Imerintsiatosika : olona efatra maty nilatsaka tao ambany tetezana
Nitrangana lozam-piarakodia teny amin’ny lalam-pirenena voalohany (RN1, PK 23) teo amin’ny tetezana Katsaoka Imerintsiatosika, ny 17 mey 2024 alina. Kamiaobe an’ny orinasa tsy miankina iray no niharan-doza tampoka teo am-pidirana ny tetezan’i Katsaoka. Tratran’ny tsy fahatomombanana tampoka teo amin’ny familiana ity kamiaobe ity ary tsy voafehin’ny mpamily intsony ka namantana […]
Anosipatrana : tratra ireo mpamatsy basy mpaka an-keriny
Noraisim-potsiny! Ravan’ny polisy misahana ny heloka bevava, sakelika fahefatra (BC 4) ireo tambajotra mpamatsy fitaovam-piadiana mpaka an-keriny any Anjozorobe. Raha ny tatitra voaray avy amin’ny polisin’ny BC 4, teny Anosipatrana sy Fianarantsoa, no nahasamborana azy ireo, ny 12 mey 2024 teo. Fantatra tamin’izany fa basy sy bala no tena vatsian’izy […]