Tohivakana ny fanafihana ao Toamasina. Ny eo voatifitra, ny hafa manafika, izany ny zava-miseho ao an-toerana. Jiolahy iray maty voatifitra tao Ankirihiry, ny alahady alina teo, saingy omaly, raim-pianakaviana iray hafa voatafika tao anaty bajaj… Maty voatifitry ny polisin’ny UIR tao Ankirihiry Toamasina, ny alahady alina teo, ny jiolahy raindahiny […]
Tranga
Ambohidratrimo : lehilahy nahatrarana vola sandoka 40 000 Ar
Tra-tehaky ny zandary ny lehilahy iray mpanaparitaka vola sandoka tao amin’ny fokontany Ambohidehilahy, kaominina Ambohidratrimo, ny 28 septambra teo. Naharay loharanom-baovao avy tamin’ ny tsara sitrapo, nosavaina ny trano fonenan’io lehilahy voarohirohy io. Nahitana vola sandoka 5 000 Ar miisa efatra niampy 10 000 Ar miisa roa tao aminy. Nihazona tombokase hosoka […]
Tsy nanaiky fandaminana : lehilahy iray mamo nisandoka ho Serzà
Mahita atao foana! Voasambotry ny zandary teny Anosizato Andrefana, ny faran’ny herinandro, ny lehilahy iray nanao fandikan-dalàna sady naniratsira mpitandro filaminana teo am-panatanterahana ny asany. Tsy nanaiky ny fandrindrana sy ny fandaminana ny fifamoivoizana nataon’ny zandary ity lehilahy ity fa nilaza ho maika sy nitonona ho miaramila mitondra ny galona […]
Niady lavaka: telo lahy maty tototry ny tany
Olona telo niara-maty tototry ny tany tao amin’ny distrikan’i Tsaratanàna, afakomaly. Niezaka nanavotra ny fokonolona fa tsy tana ny ain’izy ireo. Nifampisokirana tao anaty ranontany ireo telo lahy nihotsahan’ny tany tao amin’ny tanànan’Ambedamena, fokontany Betafo, kaominina Ambakireny, distrikan’i Tsaratanàna, afakomaly. Niasa io tany io hanaovana lalan-drano ho any amin’ny tany […]
Ankasina : roa lahy nangalatra vola 5 hetsy
Jiolahy roa, nandroba tao amina tokantrano iray tetsy amin’ny fokontany Ankasina, afakomaly maraina. Nitondra sabatra lavalela, niditra an-keriny tao amin’io tokantrano io ireo jiolahy. Ny zana-drahalahin’ny tompon-trano no niambina ny trano tamin’io fotoana io. Nanao mora ny nangalan’ireo mpandroba ny entana sarobidy. Voaroba ny fahitalavitra, lektera niampy lelavola nitentina 500 000 […]




