Tranga

Mahamasina : ramatoa 50 taona tratra nangalatra

Noraisim-potsiny! Voa­sam­botry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahadimy (CSP5), Mahamasina, ny ramatoa iray 50 taona, afakomaly tolakandro, noho ny halatra nataony. Maro ireo fitarainana voarain’ny polisy miasa eo anivon’ny CSP5 mahakasika ireo olon-dratsy manararaotra isaky ny tsenan’ Ala­ka­misy, ao Mahamasina. Nametraka ny lamina sy ny paikady rehetra mba […]

Mpivarotra sy mpitsindrona rongony : folo mianadahy indray voasambotry ny polisy

Miampy isa indray ireo voasambotra momban’ ny raharaha fitsindromana zava-mahadomelina mahery vaika izay efa miparitaka eto an-dRenivohitra. Olona folo voasambotry ny polisy avy eo anivon’ny sampana mi­ady amin’ny zava-mahadomelina, omaly. Miparitaka manerana an’Antananarivo ireo midoroka sy mitsindrona io karazan-java-mahadomelina mahery vaika io. Ho an’ireo olona fito tra-tehaka ireto, nisy ireo voasambotra […]

Fandraikiraikena: tra-tehaka ireo roa lahy mpisoloky

Mpijoko voajoko ! Indray voasambotra ireo roa lahy mpanambaka olona amin’ny alalan’ny fanaovana fandraikiraikena, tao Andoharanofotsy, afakomaly. Noho ny fahatongavan’ny vehivavy iray nitonontena ho lasibatra ny asa fisolokian’ireo lehilahy ireo. Nan­dray ny harona plastika nentin’ireo mpisoloky ny zanan’io ramatoa io lahy ary tsy tompon’ny tenany intsony taorian’izany. Lasan’ireo mpisoloky mora foana ny finday.  Tadidin’ilay lasibatra anefa […]

Ambalavao : vaviantitra namoy ny ainy tao anaty taksiborosy

Renim-pianakaviana iray 70 taona, namoy ny ainy tao anaty fiara taksiborosy nitondra azy, tao Ambalavao, afakomaly. Tsy nisy vola nitsaboana tena izy. Narary niala tany Ma­hajanga, namoy ny ainy tao anatin’ny fiara mpitatitra nitondra azy, tao Ambalalova, kaominina ambanivohitra Ambalavao, ny vaviantitra iray 70 taona, afakomaly maraina. Nikasa hihazo an’i […]