Maty voatifitry ny zandarimariam-pirenena avy ao Ambatolampy, ireo jiolahy mpanao fanafihana mitam-piadiana any an-toerana. Ny zoma teo, nahazo loharanom-baovao ny mpitandro filaminana fa mikasa hanao ny asa ratsiny ireo jiolahy. Araka izany, napetraka ny vela-pandrika rehetra. Niambina ny kizo mety ho lalan’ny olon-dratsy ny zandary. Tokony ho tamin’ny 6 ora […]
Tranga
Jiolahy avy nanendaka : tratra tamin’ny vela-pandriky ny polisy
Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny faritra DIANA, ny talata teo, tao amin’ny fokontany Tanambao IV, ny jiolahy iray avy nanendaka olona. Ny alahady alina teo, lasibatr’ity olon-dratsy ity sy ny namany roa hafa ny lehilahy hamonjy fodiana tsy lavitry ny “grand pavois”. Samy nitondra zava-maranitra izy telo lahy ka […]
Naiditra eny Antanimora : tratra ireo nangalatra fitaovana fivarotana hani-masaka
Naiditra am-ponja vonjimaika eny amin’ny fonjan’Antanimora, afakomaly, ireo roa lahy malaza ratsy amin’ny vaky trano eny Behoririka sy ny manodidina. Ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahafito (CSP7) no nifanehatra taminy izay tsy nampoiziny mihitsy. Tsikaritr’ireo polisy mpanao fisafoana ny fihetsik’ireo jiolahy ka niroso tamin’ny fisavana avy hatrany izy […]
Fikambanan’ny Liandra Mahery: tratra ny 11 amin’ireo tovolahy mpanao herisetra ao Toamasina
Ankoatra ireto 11 voasambotra, izay mandrafitra ny Fikambanana Liandra Mahery ao Toamasina ireto, ao anatin’ny fikarohana ny naman’izy ireo ny polisy ao Toamasina. Mbola samy mpianatra ao Mangarano II avokoa… Tohivakana ny fisamborana! Tovolahy ao anatin’ny fahatanorana 11 no indray voasambotry ny polisy tao Mangarivotra Avaratra Toamasina, nanomboka ny sabotsy […]
G2C Sedrick : natao veloma ara-miaramila
Nampihetsi-po! Natao, omaly, tao Ambanitsena Ambalavao ny fanaovam-beloma ara-miaramila ny G2C Sedrick Nantenaina na i Jao. Nitarika izany ny lehiben’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Fianarantsoa niaraka tamin’ny ben’ny Tanànan’Ambalavao, Randrianirina Yves Georges ary ireo mpiara-miasa aminy. Nanaovana fotoam-bavaka nitrotroana am-bavaka ny fanahiny tao amin’ny Ekar Md Joseph izy, alohan’ny hanitrihana azy any […]