Tranga

Ambatofinandrahana : basy mahery vaika roa naterina teny amin’ny zandary

Mitohy ny ady hisorohana ny tsy fandriam-pahalemana amin’ny alalan’ny tagnamaro ataon’ny zandary. Basy roa mahery vaika indray no tafaverina. Fitaovam-piadiana roa mahery vaika indray no naterin’ny tsara sitrapo teny anivon’ny zandary tao amin’ny fokontany Ambatolahy, kaominina ambanivohitra Am­bon­dromisotra, distrikan’ Am­batofinandrahana, ny 02 janoary teo. Miady amin’ny asan-jiolahy sy fanatanterahana ny […]

Antanimora : naverina am-ponja i Mahery Lanto Manandafy

Dimy andro monja, taorian’ny nivoahany ny fonjan’Antanimora! Nosamborina sy naiditra am-ponja indray i Mahery Lanto Manandafy na i Malama, omaly antoandro. Naverina eny Antani­mora i Manandafy Ma­hery Lanto (Ma­lama) taorian’ny fivoahany ny fonja ny 31 desambra teo. Enjehina mikasika ny raharaha tamin’ny 17 desambra 2020, tany Toamasina izy. “Maty ny […]

Nanenjika vorona : tovolahy iray natelin’ny rano tao Ambalamanasy

Tovolahy iray mpianatra ao amin’ny sekolin-dry Mase­ra ao Tanamakoa Toamasina no natelin’ny rano tao Amba­la­manasy, ny alatsinainy teo, rehefa nandeha nitifitra vorona. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, na­nao fialan-tsasatra tao amin’ ny raibeny ao Ambalamanasy ity tovolahy ity ka nanenjika vorona teny rehetra teny. Nanidina moramora nanatona moron-drano […]

Faran’ny taona sy taom-baovao : nahazo vahana ny tsatok’ antsy tao Toamasina

Fety tsy ialana loza ! Nanjaka tanteraka ny tsatok’antsy sy vonoan’olona, tao Toamasina, nandritra ny fetin’ny faran’ny taona sy ny fiandohan’ny taona Nilamindamina ny fiatrehan’ireo mpiasan’ ny fahasalamana ny fiandrasan-draharaha tao amin’ ny sampana vonjy taitran’ny Hopitalibe Toamasina, ny alin’ ny 31 desambra 2022 sy ny taom-baovao 2023. Nahazo vahana […]