« Escalader le ciel ». Mitohy hatramin’ny 14 janoary 2024, ny fandraisana anjara amin’ny « Concours International d’écriture Chansons sans frontières », andiany faha-18. Fifaninanana lahatsoratra sy hira amin’ny teny Frantsay, natao ho an’ny olona rehetra monina ivelan’ny Frantsa, indrindra ny aty Afrika. « Escalader le ciel » no lohahevitr’ity andiany faha-18 ity. « Prix Paritana ». Misokatra […]
Tselatra
Fantina sy fintina
Nisitraka fanomezana avy amin’ny fianakaviana Rajoelina ireo mponina eny amin’ny fokontany, Ambatobe, ny sabotsy teo. Nampanantena ny filoha fa hatsangana ny toera-pitsaboana maimaimpoana sy ny foibe fanofanana. Eo koa ny jiro sy ny fanasan-damba ary ny zaridaina… “Hatao fokontany maodely ny ety Ambatobe“, hoy ny filoha Rajoelina. Efa nivoaka ny […]
Tselatra
Naratra mafy ny vehivavy iray tratry ny lozam-pifamoivoizana teny Marais Masay, omaly maraina. Moto nanao taingin-droa no nifandona tamina fiara tsy mifidy lalana iray. Fantatra fa vokatry ny fandehanana mafy no nahatonga ny loza. Nentina haingana nihazo ny hopitaly ireo naratra. Tsy nisy kosa ny aina nafoy. Potika tanteraka ilay […]
SOMBIM-BAOVAO
Nankatoavin’ny fitsarana ara-panatanjahantena tany Eoropa ny fifaninanana Super League. Maro tamin’ireo klioba sangany tany Eoropa nefa no tsy nanaiky ny hilalao sy hifaninana amin’izany. Anisan’izany ny PSG France, ny Bayern Allemagne, ny Manchester City Angleterre, ny AS Roma Italie. Mitarika eo amin’ny laharana voalohany amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Mitohy hatrany ny fanaraha-maso akaiky ny fenitra sy ny kalitaon’ny entana amidy eny an-tsena amin’izao ankatoky ny fety izao. Mitarika ny hetsika ny kaomisera sy ny mpanara-maso ny varotra eny anivon’ny minisitera. Noentanina ny mpivarotra hijery tsara ny datin’ny entana amidy sy hikajy hatrany ny fahadiovany. Voarara ny fanjonoana, ny […]