Vita hatramin’ny 75% ny fotodrafitrasa hametrahana ny toerana fiompiana trondro eto amin’ny faritra Analamanga, ny any Boeny izay efa 45% ny asa no vita, raha 55% ho an’ny faritra Fitovinany ary 30% ho an’Anôsy. Mahatratra hatrany amin’ny 20 000 ireo mpiompy trondro hisitraka mivantana ny tetikasa. Nahazo alalana hanafatra vary 50 000 […]
Tselatra
INDRAY MIJERY
Mba hanakarana bebe kokoa sy hiadiana amin’ny kolontsain’ny fanolanana sy ny fanolanana ataon’olom-pady eto Madagasikara, nanome fanampiana ara-pikarohana an’ireo mpikaroka miisa enina ny Nifin’Akanga. Hatao rahampitso ny fizarana sy ny famelabelarana mahakasika izany, eny amin’ny Radisson Blu Ankorondrano. Fantatra, nandritra ny filankevitry ny minisitra, ny alarobia teo, fa horaisin’ny fanjakana […]
TARATRY ny KANTO
Piment Café – Rija, Luk ary Mahery. Angamba ity fiarahana ity no tena manamarika indrindra ny Piment Café Behoririka. Hiverina ao indray izy telo mirahalahy, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Ankoatra ireo hirany manokana, ilay mamerina hirana mpanakanto hafa no tena hanarahan’ny mpankafy ity fampiarahana talenta ity. […]
FANTINA sy FINTINA
Nirarakompana ny fanesorana sy fanendrena prefet na sefo distrika teo anivon’ny minisiteran’ny Atitany, nandritra ny filankevitry ny minisitra afakomaly, teny Iavoloha. Miisa 26 izy ireo ka anisan’izany ny sefo distrika boriborintany II sy III. Ny prefet an’Antsiranana, Maevatanana, Nosy Be, Ambatondrazaka, Antsohihy… Hirosoana ny fanakatonana ny kaonsily jeneralin’i Madagasikara any […]
TSELATRA
Natolotra ny fampanoavana, omaly, ka naiditra am-ponja vonjimaika ny lehilahy iray mpanao trafikana zava-mahadomelina. Tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny izy teny Talatamaty, ka nentin’ny polisy avy hatrany. Nahatrarana rongony 40 fonosana tao an-tranony nandritra ny fisavana. Mahalafo rongony 30 000Ar isan’andro izy, raha ny filazany tamin’ny polisy. Nidoboka am-ponja vonjimaika […]




