Tselatra

Sombim-baovao

Nifindra klioba ao amin’ny Zanakala FC, i Naina Avizara, vodilaharan’ny Fosa Junior Boeny, teo aloha. Araka ny vaovao voaray omaly, hodimbiasan’i Christian na i Voay ny toeran’ity mpilalao ity ao amin’ny Fosa. Tsiahivina fa i Naina Avizara, anisan’ireo Malagasy mpilalao nandrafitra ny Barea de Madagascar tamin’ny “Chan Algérie 2022”. Hotontosaina […]

Vaovao tambatra

Niampy 35 ireo « cadres supérieurs en planification » navoakn’ny Ivontoerana malagasy momba ny teti-pivoarana (IMaTeP). Andiany faha-32 ireto nivoaka omaly ireto, rehefa avy nanaraka fiofanana nandritra ny roa taona. Ray mpiahy azy ireo ny tale jeneralin’ny tahirimbolam-panjakana, Rajaofetra Andry Nirina. Miato vonjimaika ny zotra an-dalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara taorian’ny […]

Indray mijery

Hiverina ny oram-baratra manerana ny Nosy manomboka rahampitso hatramin’ny alatsinainy. Ambany, amin’ny ankapobeny, ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra teto Antananarivo, nandritra ity herinandro ity. Ho an’ny telo andro ho avy, vinavinaina ho ambany, amin’ny ankapobeny, ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra. Tonga teny amin’ny “Amphithéâtre Ampefiloha et Annexes” ny tomponandraikitra androany zoma 2 […]

Taratry ny kanto

Da-Hopp eny amin’ny Caesar Grill. Manohy mizara ny”Rap mandrakizay” hatrany ry zalahy… Manome fotoana ireo mpankafy ny rap gasy, na tanora na tanora zokiny, eny amin’ny Ceasar Grill Soanierana, ry Ben-J sy ny tariny anio, manomboka amin’ny 6 ora hariva. Fotoana fanararaotra ho an’ireo mpiondana elaela tsy nihaona, mandra-pisian’ny seho […]

Fantina sy fintina

Haka fanapahan-kevitra tsy ho ela ny fitondrana momba ny fifidianana ben’ny Tanàna sy depiote, araka ny nambaran’ny Praiminisitra teny Tsimbazaza, afakomaly. “Hiaraha-midinika amin’ny Ceni izany. Horaisina ny fanapahan-kevitra aorian’izany“, hoy izy.   Efa eto an-tanindrazana ary nandray ny ambasadaoron’i Inde ny filohan’ny Antenimierampirenena, Razanamahasoa Christine, omaly. Nanolotra  « Panneaux solaires […]