Olona iray voatsindry tao ambany kamiao tetsy Ambohimangakely, omaly. Nivadika tampoka io fiara nitondra entana io. Olona telo no nitaingina io kamiao io ka tavela tao ambanin’ny fiara ny iray. Nentina namonjy toeram-pitsaboana ity farany. Olona iray maty voatsindrin’ny taksiborosy Sprinter, raha 25 ireo naratra tamin’ilay lozam-piarakodia teny amin’ny RN […]
Tselatra
VAOVAO TAMBATRA
Hampitomboina ny fiaramanidina hampiasain’ ny Madagascar Airlines. Hampiroboroboina ny sidina anatiny. Ahitana ny ATR 72 sy ny Embraer EI ireo fiaramanidina entina hanatsarana ny tolotra anatiny sy hirosoan’ny orinasa amin’ny sidina iraisam-pirenena. Vonona hanampy an’i Madagascar Airlines ireo mpiara- miombon’antoka sy mpamatsy vola iraisam-pirenena. Nivoitra nandritra ny famelaberan-kevitra ny kalitaom-bokatry […]
INDRAY MIJERY
Namoaka didim-pitondrana laharana 050-2023/Cotal ny kaominina Talatamaty amin’ny hifehezana ireo toerana fisotroana zava-pisotro misy alikaola eny an-toerana. Mikatona amin’ny 9 ora alina ny toeram-pisotroana. Tsy mahazo mamoaka latabatra sy seza eny an’arabe. Mampimenomenona ny mpandeha eny Talatamaty tokoa ny fisian’ireo seza sy latabatra mibahana ny sisin-dalana ary ahina hitera-doza. Ilaina […]
TARATRY ny KANTO
Tovo J’Hay, etsy amin’ny Piment Café. Efa elaela tsy mba tazana tamina « cabaret » indray ity mpanakanto ity. Mialoha ny hanomanany ny fiverenany an-tsehatra goavana, manome fotoana ireo mpankafy azy etsy amin’ny Piment Café Behoririka indray i Tovo J’Hay, anio manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Hamerina indray ireo hira […]
SOMBIM-BAOVAO
Dato Foot-ball Club Farafangana. Nahazo mpanazatra vaovao. Naval Joachim Andriatiana no hanazatra azy amin’izany raha ny vaovao voaray. Marihina fa efa nanazatra ny ekipan’ny Five FC sy ny Jet Kintana i Coach Naval. Efa nanampy an-dRasoanaivo Titi tao amin’ny CFFA koa izy. Misaona ny tontolon’ny Kung-fu wisa. Nodimandry omaly, ny […]