Naneho fialan-tsiny noho ny fahatapahan’ny jiro tao an-dapa ny filohan’ny Antenimierampirenena, tamin’ny lahateny famaranana ny fotoam-pivoriana, omaly. Niato 10mn teo ny fihaonana. “Tranga miseho matetika iainan’ny vahoaka izany”, hoy izy. Nohadihadian’ny zandary teny Fiadanana ary efa nalefa nody, afakomaly ihany, ny sektetera jeneralin’ny HVM, Rasambany Alain Désiré. Voalaza ho anton’ny […]
Tselatra
TSELATRA
Saron’ny zandary avy ao amin’ny borigadin’ Ambohimangakely, omaly ireo vehivavy malaza ratsy amin’ny fisolokiana tany. Nandritra ny roa taona izy ireo no nanao ity asa ratsy ity. Anisan’ ireo voasoloky koa ny rafozan’ny vehivavy iray amin’ireto mpisoloky ireto. Rehefa mahita olona mitady tany na trano amidy ireo mpisoloky dia entiny […]
INDRAY MIJERY
Fadio ny mampiasa akora simba sy efa lany daty rehefa mikarakara sakafo. Arovy amin’ny vovoka sy hafanana ny sakafo mora simba toy ny hazandrano sy ny vokatra azo avy amin’ny ronono sy ny maionezy. Mampiasa vitrine madio sy misarona tsara. Raisina amin’ ny sotro rovitra na pince ny sakafo fa […]
TARATRY ny KANTO
“Ndao hifety” – Tyfu Amboditsiry. “Men’s Night Show”, hisongadinan’ireo lehilahy mpanatalenta mazava loatra, ity hotontosaina anio, manomboka amin’ny 8 ora alina ity. Hiray tsikombakomba mba hampiavaka izany i Fidy Dibl, Rado Manantsoa ary i Poon eo amin’ny feo, hampian-dry Fy Rajaofetra (vata maroafitsoka), Houzefa (gitara beso) ary i Bolo Rakoto […]
SOMBIM-BAOVAO
Misongadina tanteraka ireo Malagasy mpilalao baolina kitra mila ravinahitra any amin’ny Nosy Seychelles. Anisan’ireo mpampiditra baolina betsaka indrindra amin’izao fotoana izao, i Coka. Miisa 13 ny baolina tafiditr’ity Malagasy lohalaharan’ny Real Maldive ity. Marihina fa anisan’ireo nibata ny amboaran’ny filoha, tamin’ity taona ity, ny Coka. Voasazy tsy afaka milalao amin’ny […]




