Tselatra

FANTINA sy FINTINA

Hanohana kandidà roa ny RMDM, araka ny nambaran’izy ireo tetsy Ampandrana, omaly. hanohana ny kandidà Ravalomanana Marc sy Rajaonari­mam­pianina Hery ny mpanohitra. “Malalaka ireo antoko eo anivon’ny RMDM hisafidy ny iray amin’ireo… Manala ny tenany kosa ireo manohana kandidà hafa”, hoy ny pasitera Tsarahame Edouard. Naneho ny heviny ireo CST […]

TSELATRA

Raim-pianakaviana iray maty tampoka tao anaty fiara fitanteram-bahoaka teo amin’ ny gara Makis Andohatapenaka, omaly. Mpandeha anaty fiara no nahatsikaritra io lehilahy io efa maneho fihetsika hafahafa. Nozahan’ny mpitsabo sy ny tomponandrai­kitra ilay mpandeha saingy efa tsy nisy aina intsony. Trano efatra samihafa may kilan’ny afo tao an-tanànan’Ambanilalandrano, fokontany Antetezana, […]

SOMBIM-BAOVAO

Volley. Hanatanteraka fivoriambe ny mpitsara rehetra, eo amin’ny taranja Volley-ball, ny sabotsy 23 septambra ho avy izao. Ho fanatsarana sy fanomanana sahady ny taom-pikatrohana manaraka ny anton’ity fivoriana ity, araka ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny federasiona malagasin’ny volley-ball. Basikety. Miantso fanohanana avy amin’ny mpankafy basikety rehetra ny klioban’ny COSPN, izay […]

INDRAY MIJERY

Miara-mientana amin’ny fametrahana aro afo ny Graine de Vie. Tetikasa iray ao Ambohitantely, distrika Ankazobe no anaovana aro afo amin’izao fotoana, ho fiarovana ny ala sy ny hazo novolena. Mametraka aro afo 5 ka hatramin’ny 8 km eo ny Graine de vie, mirefy 15 m ny sakany. Fiaraha-miasa eo amin’ny […]

TARATRY ny KANTO

Hoentina any Andriampamaky ny «Tsenaben’ny boky». Ny 22 sy ny 23 septambra izao, hoentin’ny «Opération Bokiko» hivoaka kely ny renivohitra ny hetsika fanaon-dry zareo ho fampitiavana ny vaky boky. Tafiditra ao anatin’ny fandaharam-potoana amin’izany ny varotra sy fampirantiana boky, fifaninanana maro samihafa. Alahady fahatelo ao anatin’ny volana ny 17 septambra […]