Tselatra

VAOVAO TAMBATRA

Miara-miasa amina sampandraharahan’ny minisitera 10 ny Guichet unique eny anivon’ny EDBM. Misy ihany koa ny tolotra amin’ny ho fanampiana an’ireo mpandraharaha amin’ny fampiroboroboana ny orinasany. Tanjo­na ny hanamora ny fampiasam-bola. Hanampy amin’ny famantarana ny orinasa rehetra misy ity Guichet unique ity. Eto Madagasikara mandritra ny dimy andro ireo matihanina amin’ny […]

TSELATRA

Lehilahy iray mpamily taxi maty ahina namono tena, tao amin’ny Fokontany Ambalatany, omaly maraina. Tsy fantatra mazava ny antony nahafaty azy saingy voalazan’ny mpiara-monina aminy tamin’ny alalan’ny fanadihadian’ny mpitandro filaminana ao an-toerana fa nanana olana tao anatin’ny andro vitsy lasa io lehilahy io. Omby an-jatony lasan’ny dahalo mitam-piadiana tao amin’ny […]

INDRAY MIJERY

Hanatanteraka atrikasa handraisan’ny fiarahamonim-pirenena  anjara ny BIANCO, anio sy rahampitso, ho fandinihana sy ho fanatsarana ny fomba fiasa manoloana ireo endrika kolikoly iainan’ny olom-pirenena, amin’ny dingana sy fepetra ahafahana misitraka fisotroan-dronono ho an’ny  mpiasam-panjakana, sahanin’ny Trésor sy mpiasa tsy miankina, karakarain’ny CNaPS. Nihaona ny minisitry ny Fahasalamam-bahoaka, pro­fesora Randriamanantany Zely […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina eny amin’ny kianja Makis Andoha­tapenaka ny alahady ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Hisy lalao roa eny an-toerana mandritra izany. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTVL Lala­maty sy ny ASUT ary ny adin’i Sabnam Sabotsy sy ny Rosa Antohomadinika. El Hadari, Malagasy mpilalao baolina […]

VAOVAO TAMBATRA

Laharam-pahamehan’ny CNIM ny tontolon’ny fambolena, ny lamba, ny lohamenaka, ny indostria mpanodina ny harena an-kibon’ny tany ary ny famokarana angovo azo avaozina. Hanao tatitra isaky ny enim-bolana momba ny fandrosoan’ny fanatanterahana ny fifanekena ny filankevitra nasionaly ho amin’ny fampiroboroboana ny indostria eto Madagasikara. Nisokatra omaly tamin’ny telo ora tolakandro, ny […]