Tselatra

TARATRY ny KANTO

Raytra Belaw’Yck, eny Andohalo. Hatsikana amin’ny endriny maroloko indray no hatolotr’ity mpanakanto mpampiala voly ity, anio manomboka amin’ny 7 ora alina, eny amin’ny Haka Fy Authentic Restaurant Andohalo. Seho azy manokana, toy ny efa nahafantaran’ny maro azy no homaniny, ary maimaimpoana izany ho an’ireo mitady fialamboly hafa. Mamy Bastah – […]

SOMBIM-BAOVAO

Araka ny vaovao hita tao anaty tambajotran-tserasera omaly, efa dingana farany sisa no hatao, hifindra ao amin’ny klioban’ny Inter Miami, Etats-Unis, i Luis Suarez, Orogoay mpilalao baolina kitra. Raha tanteraka io fifindrana io, miisa efatra izany ny mpilalao barcelone fahiny ao amin’izy ireo. Anisan’izany, i Messi sy Busquets ary Jordi […]

INDRAY MIJERY

Nandray anjara tamin’ny fivoriana ara-potoana nokarakarain’ny OIT tao amin’ny Foibe iraisam-pirenena momba ny asa any Turin, Italia, ny Akademia momba ny fampandrosoana ny tontolo ambanivohitra malagasy. Manome fitaovana sy fomba fanofanana mikendry ny hampiroborobo ny asa mendrika eo amin’ny toekarena eny ambanivohitra ho amin’ny fampandrosoana maharitra ny Akademia. Niofana mahakasika […]

TARATRY ny KANTO

Hamarana ny andian-tseho any Frantsa i Poopy. Efa tamin’ny volana oktobra no nihazo an’i Frantsa ny tarika. Seho maromaro no nomanin-dry Poopy, tontosa avokoa izany. Nahazo tombony aza ireo tsy mbola nahita, satria mbola misy seho faradoboka ny sabotsy 9 desambra izao, ao amin’ny Lapa Event, Paris. Hisy ny voandalana […]

VAOVAO TAMBATRA

Mitohy ny fanarenana ny tetezam-by any Mangapaika, PK 505, RN.4. Efa nisy ny toromarika nomena ny mpampiasa lalana amin’izany fanamboarana izany, saingy nisisika niditra ihany ny kamiao iray. Efa nesorina io fiarabe io, ary efa miverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana, nanomboka omaly 6 desambra. Nisitraka masomboly vary an-drano 1512 kg […]