Tselatra

VAOVAO TAMBATRA

Nametrahana jiro cobra eny Ankorondrano sy eny amin’ny village Voara Andohatapenaka, entina hanazavana ny lalana hivezivezen’ny rehetra, in­drindra amin’ny alina.. Maro anefa ireo faritra niharan’ny fahatapahan’ny herinaratra, omaly. Betsaka ireo mpiara-monina nitondra faisana indray amin’ny hafitsoky ny orinasa Jirama. Kaoperativa amina kaominina 13 avy ao Bongolava no notolorana zezika «sulfate […]

SOMBIM-BAOVAO

Kitra amboaran’ny filoha. Tsy tafavoaka tao amin’ny vondrona B ny ekipa voafantin’i Boeny, tompondaka farany, fifaninanana « Coupe du Président ». I Antsiranana sy i Fianarantsoa no miatrika ny lalao manasa-dalana. Araka izany, ny ekipa voafantin’Antsi­ranana no hifanandrina amin’Antananarivo eo amin’ny dingana manaraka. TMF Rally. Norombahan-dRasoamaromaka Faniry sy Randriambololona Mahenintsoa, mitondra ny […]

INDRAY MIJERY

Hanao fivoriana sy fitokonana eny amin’ny Esplanade Ankatso ny mpampianatra mpikaroka ao amin’ny sendikà, rahampitso. Hijery ny tohin’ny hetsika fitakiana samihafa izy ireo. Mitsahatra ny fampianarana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo, miandry ny famitana ny taom-pianarana 2022-2023. Mahatratra 15 000 ireo tokantrano misitraka ny “Ankohonana Miatrika” ao Antsiranana. Vola 250 000Ar isan-tokantrano […]

TARATRY ny KANTO

Manaraka fitsaboana i Fanaiky. Tsy nandray anjara tamin’ny “Jazz @ Tohatohabato izy, noho ny antony ara-pahasalamana. Nahatsiaro azy kosa anefa ny fianakaviamben’ny jazz sy ireo mpankafy mozika rehetra ny alahady teo, tetsy Analakely. Nisy ny fitia tsy mba hetra nifanentanana, hanampiana ity mpanakanto ity amin’ny fitsaboana arahiny. Nomem-boninahitra i Bivy. […]

FANTINA sy FINTINA

Iandrasana ny fialan’ny filoha Rajoelina ny kongresy, hoy ny sekretera nasionalin’ny TGV, Rasoamaromaka Hery. “Mangataka ny firotsahan-kofidin’ny filoha Rajoelina ny olona. Dinihina izay tena mahatsara azy. Mametra-pialana izy rehefa mirotsa-kofidina, any ve no tsaratsara kokoa? Mahafinaritra rehefa eo ilay olona amin’ny fanaovana kongresy”, hoy izy. Hanambara tsy ho ela ny […]