Tselatra

INDRAY MIJERY

Notontosaina tao amin’ny distrikan’Ikongo ny fametrahana ny vatofototry ny EPP manara-penitra ao amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Ikongo. Nitarika izany lanonana izany ny lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana ao an-toerana, notronin’ireo olom-boafidy sy olom-boatendry amin’iny faritra iny. Amin’izao Herinandro maneran-tany ho an’ny fampinonoana amin’ny nonon-dreny izao, manamafy ny fanentanana, hametrahana toerana voatokana ho an’ireo reny mampinono […]

TARATRY ny KANTO

Sarotra, hono, ny mamaritra ny atao hoe « kanto » ! Andram-pamaritana hita ao anatin’ny boky «Valihan’Ikaky», nivoaka ny taona 2019, nilaza fa : «Rehefa tsy manimba na mamotika na manova ny soatoavina ny «zavatra» iray, dia izay no atao hoe zavakanto. Noho izany, tokony hahay ny soatoavina, fomba amam-panao, […]

Vaovao tambatra

Nanomboka omaly ny atrikasa ho an’ny fahaiza-manao eo amin’ny fiompiana trondro, ao Antsirabe, tohanan’ny tetikasa GIZ-PADM. Atao izao ho famolavolana ny lasim-piofanana momba ny asa sy ny fahaiza-manao ho an’ny fiompiana trondro an-dobo. Anisan’ny mampihena ny taham-bokatra ny fiovaovan’ny toetr’andro. Nisy ny fandrafetana drafitrasa enti-manatsara sy manafaingana ny fanatanterahana ny […]

Tselatra

Renim-pianakaviana iray niharan’ny fanendahana niaro tsatok’antsy teo Mascar fokontany Anjana­hary, omaly hariva. Norobain’ny jiolahy nitondra antsy lava izy. Nolerany antsibe io ramatoa io taorian’izay ka tsy nisy sahy nanantona noho ny tahotra ireo nanatri-maso. Namoy ny ainy nihohoka tao anaty sinibe nisy toaka gasy ny lehilahy iray tao Sambava, ny […]

SOMBIM-BAOVAO

Tapitra teo amin’ny dingana ampahefa-dalana ny lalan’ny Malagasy, teo amin’ny fifaninanana “freestyle”, amin’ny lalaon’ny Frankofonia any Kinshasa, renivohitry ny Repoblika Demokratika Congo. Ny alatsinainy lasa teo, resin’i Kameronina i Madagasikara, nahitana an’i Patô, Michael, Lafatra Tiago, Fyartlove ary Ny Antema. Taorian’ny nandrombahan’ny Akio de Madagascar ny tompondakan’ny faritra fahafito “IHF […]