Olona sivy indray voasambotra tamina raharaha fakana an-keriny zaza varira iray 12 taona, tao Betamenaka, kaominina Ankalalobe, distrikan’i Belo Tsiribihina, afakomaly. Dahalo 10 lahy nirongo basy no tompon’antoka tamin’ny fakana an-keriny azy. Ankizivavy tsy salama saina no niharan’ny fanolanana nataona lehilahy iray 40 taona tao Andratsiolona Andilana Avaratra, distrikan’Amparafaravola, ny […]
Tselatra
SOMBIM-BAOVAO
Kylian Mbappe, Frantsay mpilalao baolina kitra, vonona hanolotra vola maherin’ny 300 tapitrisa euros ho azy ny klioba Al Hilal Arabie Saoudite. Hatramin’ izao, tsy maneho ny heviny mihitsy ity kintan’ny klioba PSG ity. Marihina fa maniry ny ho any amin’ny Real Madrid Espaina, ny lehilahy. Kitra –JIOI, hotanterahina ny alahady […]
INDRAY MIJERY
Nanomboka omaly ary hifarana ny alakamisy ny andiany faharoa (2ème série) amin’ny fanadinana bakalorea, sampana teknika, manerana ny Nosy. 10 353 ny isan’ny mpiadina ho an’ny sampana technique professionnelle ary 610 ny sampana technique technologie anatin’ny faritany enina. Hosantarina, anio, ny fanaovam-baksiny miaro amin’ny aretina lefakozatra ho an’ny ankizy latsaky […]
TARATRY ny KANTO
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny “Festival Dona Be”, tao Antsohihy. Vao andiany voalohany, saingy efa nahasarika ny mponina ity hetsika nokarakarain’i Dadi Love ity. Efa nahavory mpanakanto sy mpankafy maro ny hetsika, ka nampanantena i Dadi Love fa hitohy izany ary efa ho avy ny andiany faharoa. Tafahaona any […]
FANTINA sy FINTINA
Hotanterahina manomboka anio, any Tanzania, ny fihaonana an-tampon’ny fampiroboroboana ny maha olona. Anisan’ireo filoham-panjakana afrikanina hiatrika izany ny filoha Rajoelina. Tsiahivina fa efa manana ny “Planina enti-mampandroso an’i Madagasikara (PEM)” ny fanjakana ka tafiditra ao anatin’izany ny maha olona. Nitondra fanazavana mikasika ny diany any Frantsa ny filoha teo aloha […]




