Hihaona amin’ireo “Diaspora” any Frantsa sy Eoropa ny filoha mpanorina ny Tim, Ravalomanana Marc, ny sabotsy izao. Hotanterahina ao Les Voiliers 6, route de loges St Germain izany. “Miantso antsika vonona sy tia tanindrazana hifanakalo hevitra”, hoy izy, omaly. Tsiahivina fa efa nanambara ny haha-kandidà azy amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika […]
Tselatra
TSELATRA
Niharan’ny fanendahana ny mpianatra iray avy nanao fanadinana bakalorea hamonjy fodiana eny Ankadindramamy, afakomaly hariva. Na dia efa nisy aza ny ezaka manokana nataon’ny mpitandro filaminana, mahita hirika foana ny mpanao ratsy. Nosintomin’ireo olon-dratsy teny aminy ny taratasy fahazoan-dalana hiatrehana fanadinana sy ny telefaonina. Nidoboka am-ponja vonjimaika, afakomaly, ny mpanafika […]
SOMBIM-BAOVAO
Nanainga omaly alarobia 19 jolay, hihazo an’i Chine, ireo solontena malagasy, hiatrika ny lalao “Fiba 3×3 Wuxi Challenger”, taranja basikety. Fifaninanana hotontosaina ny 22 sy 23 jolay ho avy izao. Tohin’ny fiaraha-miasan’ny federasiona malagasy sy ny Fiba, taorian’ny “World Cup” farany teo izao. Niverina nilalao any Frantsa i Benjamin Mendy, […]
TARATRY ny KANTO
Anio ny “Manala Azy” andiany faha-30. Manomboka amin’ny 6 ora hariva ny fotoana efa ifanomezan’ny Olombelo Ricky amin’ireo avy nanala baka. Eo ihany koa anefa ireo “taranaka mpanala azy”, izay lasa mpankafy isaky ny alakamisy faran’ny baka. Tsy azo ihodivirana ireo hira nanamarika izay 30 taona maherin’ny “Manala Azy” izay, […]
VAOVAO TAMBATRA
Efa mandeha ny fandrakofana godirao ny ampahan-dalana RN 2, Antananarivo-Toamasina. Voakasik’izany ny eo Manjakandriana hatrany Moramanga (PK 48 –PK 78). Manodidina ny 2 900 ny mampiasa ny RN 2 isan’andro, ka kamiao ny 1 500 raha fiara madinika sy mpitatitra ny 1 400. Manara-maso ny minisiteran’ny Asa vaventy. Masomboly voamarina […]




