Tselatra

TSELATRA

Dahalo raindahiny lavon’ny zandary tao amin’ny fokontany Tsaramandroso, distrikan’Ambato Boeny, afakomaly hariva, nangalatr’omby. Niisa dimy lahy ireo olon-dratsy. Nifanenjehan’ny mpitandro filaminana, maty voatifitra ny dahalo iray. Ma­nohy ny fanarahan-dia miaraka amin’ny zandary ny fokonolona. Tra-tehaky ny zandary tao Ambohimanam­bola ny lehilahy iray indroa sarona tamin’ny fangalarana varavarana vy, afakomaly. Efa sarona […]

SOMBIM-BAOVAO

Telma Coupe, taranja baolina kitra. Ho­tanterahina ny volana septambra ho avy izao ny dingan’ny ampahefa-dalana ho an’ity fiadiana ny amboaran’i Madagasikara ity. Tsara ny mampahafantatra fa izay tompondaka amin’ity no hisolotena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina 2024-2025. Judo, handray ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy “Cadets” sy “Juniors”, i […]

VAOVAO TAMBATRA

Paikady fampandrosoana ny jono sinoa, fananganana orinasa ho an’ny jono maitso, fiompiana tilapia ary fampahafantarana an’i China. Nanatrika izany tany an-toerana ny minisitry ny Jono sy ny toekarena manga, Mahatante Paubert. Nitsidika ny faritra Alaotra Mangoro, ny ala­tsinainy teo, ny masoivohon’ny firenena Indonezianina eto amintsika. Voaresaka nandritra ny fihaonany tamin’ […]

INDRAY MIJERY

Nandrafitra paikady vaovao momba ny ady amin’ny tazomoka ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka. Voarakitra ao anatin’io ny fomba fandraisana an-tanana ireo marary. Ampiharina eny amin’ny tobim-pahasalamana rehetra eto Madagasikara izany paikady izany. Teny amin’ny Homi(CenHoSoa) no nanaovana ny fifampizarana mikasika izany. Ao anatin’ny fotoanan’ny fialantsasatra, mamonjy morontsiraka na midina any ambanivohitra ny […]

TARATRY ny KANTO

Hahemotra rahampitso ny “Manala azy vita Bacc”. Na efa vonona aza ny Olombelo Ricky sy ny mpikarakara, voatery noraisina ny fepetra noho ny zava-nitranga, ny alarobia teo. Manan-kery hatrany kosa ireo tapakila efa lafo, ary tsy miova ny fandaharam-potoana, raha ny fanazavana, omaly. Ao Antsahamanitra ihany, manomboka amin’ny 3 ora […]