Other News

Basy very tao amin’ny fonja : olona telo hiakatra fampanoavana

Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha halatra fi­taovam-piadiana tao amin’ny fonjan’i Vavatenina ny herinandro lasa teo. Taorian’ny fanadihadiana, tratra ny zoma teo, tany Antanambao Matso­kely, kaominina Antanifotsy, distrika Soanierana Ivongo ireo jiolahy telo voalaza ho nitondra ireo basy. Voasam­botra ny marain’ny zoma teo ny roa lahy, raha tratra tany […]