Other News

Loholona Ramanambintana : nitsidika ny tany Antanifotsy

Fanatevenana ny fahaiza-manao eo amin’ny fitantanan-draharaham-panjakana. Io no anisan’ny nanaovan’ny loholona Ramanambitana Richard, fidinana ifotony tany amin’ny distrik’Antanifotsy, afakomaly. Eo koa ny momba ny adidy aman’andraikitry ny ben’ny Tanàna amin’ny maha mpiahy ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana azy ireo. Mba hisian’ny fitantanana mangarahara amin’ny fitondrana tsara tantana izay fanatevenana ny fahaiza-manao izay. […]

Fanomanana ny fikaonandoham-pirenena: handray ny Ceni sy ny Pnud ary ireo ambasadaoro ny FFKM

Efa maka bahana. Nambaran’ny loharanom-baovao iray, omaly fa hifanesy horaisin’ny eo anivon’ny birao foibe ao amin’ny FFKM ireo tomponandraikitra samihafa avy eto an-toerana sy avy amin’ny firenen-kafa. Anisan’ny horaisin’izy ireo voalohany amin’izany anio, ny avy amin’ny Ceni. Hotanterahina etsy amin’ny foibe FJKM Am­pandrana, izany. Hitohy amin’ny fandraisan’izy ireo ny Pr […]

Kick Boxing-Atsinanana : miakatra ny haavo teknikan’ny mpikatroka

Tontosa ny alahady 12 marsa teo, tao amin’ny kianja mitafon’ny CRJS Toamasina, ny fifaninanana taranja kick boxing ho an’ny faritra Atsi­nanana. Fifaninanana hifantenana izay hisolo tena ny faritr’ Atsinanana, hiatrika ny fampiofanana hanomanana ny lalaon’ny Nosy. Miakatra amin’ny tsaratsara kokoa ny lentan’ny taranja kick boxing ao amin’ny faritra Atsinanana, raha […]

GAMMA-Jaunbocus Muhamad : hampivondrona ireo mpanao haiady eto Madagasikara

Mandalo eto Madagasi­kara, amin’izao fotoana izao, ilay Maorisiana, Jaunbocus Muhamad, sekretera jeneralin’ ny Jiu-jitsu African Federa­tion (SJJAF) sady solontenan’ ny Global Association of Mixed Martial Arts (GAMMA) atsy Maorisy. Fanidroany amin’ izao no mivahiny eto Mada­gasikara ny tenany. Hampi­vondrona ireo mpanao haiady toy ny jiu-jitsu, grappling sy ny MMA no […]