Ngita no anarany… Mpanakanto malagasy, mpamorona sy mpihira, avy any amin’iny faritra Atsimo Atsinanana iny. Mety vitsy no mahalala azy, satria monina any Frantsa rahateo i Ngita. Ireo sanganasany kosa anefa efa maro no re maneran-tany, satria mitrandraka indrindra izay “World music” izay izy. Tamin’ny taona 2011 no namoahan’i Ngita […]
Other News
Slam Tana : manomboka ny fifaninanana ho an’ny matihanina
Atomboka amin’ny fomba ofisialy, mandritra ny fampisehoana ao amin’ny Intsitut français de Madagascar (IFM) Analakely, ny hetsika “Slam mastering contest de Tanà”. Fampisehoana isan’ny sangany, indrindra ho an’ny mpiangaly Slam. Miisa 5 ny mpifaninana. Hisy ny loka avy amin’ny Madagaslam section Tana (MST) atolotra ho an’ny mpandresy. Fifaninanana Slam ihaonan’ny […]
Teatra “Vakivakim-piainana”: manantena ny mbola hisian’ny hetsika ny mpankafy
Fahombiazana tanteraka no azon’ny mpikarakara ny hetsika “teatra vakivakim- piainana”. Maro tamin’ny mpankafy no mangataka ny hamerenana ny hetsika noho izy ireo tsy tafiditra intsony. Tontosa omaly, teny amin’ny Ivonkolo Analakely ny fampisehoana an-dapihazo “Teatra Vakivakim-piainana”. Ny fikambanana Ako no nampiaina mivantana ity tantara foronina ity. Feno ny efitrano fampisehoana, […]
Fifanatonan’ny Ceni sy ny governemanta: efa hita soritra ny vola hiatrehana ny fifidianana
“Efa misy ny marimaritra iraisana, ary efa mifanakaiky ny fomba fijery raha ny famaritana an’io vola holaniana amin’ny fifidianana io”, hoy ny talen’ny kabinetran’ny Ceni, Andriamifidy Jean-Louis, ny amin’ny vola hoenti-manana ny fifidianana filohan’ny Repoblika ny 9 novambra sy ny 20 desambra manoloana ny ahiahin’ny mpanao politika sasany. Mbola misy […]
Famahana olana : nihaino ny vahoaka eny ifotony ny loholona Eddie Serge
Mametraka ny maha mpiahy ny vondrom-bahoakam-paritra itsinjaram-pahefana azy. Nidina ifotony tany Antananambo Ankavanana any Antalaha, hatrany Sarahandrano ny loholona Eddie Serge Fernand. Nitafa mivantana, nihaino ny olana sy ny hetahetan’ny vahoaka ny tenany. Lavitry ny tanàn-dehibe nefa mamokatra izany toerana izany ary afaka hampandrosoana an’iny faritra iny. Tafiditra tanteraka amin’ny […]






