Araka ny fiaraha-miasa eo anivon’ny zandarimariam-pirenena sy ny polisim-pirenena, noraisin’ny eo anivon’ny polisy an-tanana ny fanohizana ny fanadihadiana mahakasika ny fisamborana ilay jeneraly polisy voasambotra tetsy By-pass, ny alatsinainy teo. Tsiahivina, voasambotry ny zandarimaria, tra-tehaka niaraka tamin’ny fitaovam-pidorohana zava-mahadomelona mahery vaika izy. Niroso tamin’ny fitananana azy vonjimaika, taorian’izay. Natolotr’izy […]
Other News
Hetsika lamba mainty… Hanohitra ny fisian’ny fanelanelanana amina heloka bevava ny OMC
Hanohitra ary nilaza fa tsy hanaiky ny fisian’ny fanelanelanana eo anoloan’ny fandikan-dalàna amin’ny raharaha ady heloka bevava ny mpitandro filaminana sy ny prefen’i Toamasina, Ambinintsoa Jean José. Nanotrona azy ireo ny lehibe misahana ny fitandroana ny filaminana telo. Nandritra ny fihaonan’ny mpitarika ny hetsika “Lamba mainty” notarihin’i Sabotsy José sy […]
Fandorana kodiara… Naverina migadra eny Antanimora i Rolly Mercia
Miverina am-ponja ny minisitra teo aloha, Rolly Mercia. Tsy nahafaka azy ny fanalefahan-tsazy indroa miantoana. Efa namoahana didy tsy mahazo mivoaka any ivelany rahateo izy Tapitra tamin’ny 16 janoary teo ny sazin’ny minisitra teo aloha Rahajason Harry Laurent na i Rolly Mercia. Mbola any am-ponja izy hatramin’izao. Tsy ampy nivoahany […]
Tsy kivorivory fa asa !
Mba mangataka re hividiananay sakafo ! Omeo na dia ariary zato aza hividianana vary ! Izany no ambentin-tenin’ireo ankizy sy ny fianakaviana sahirana eny an-dalambe rehetra eny. Sady mampahonena no mahatonga saina. Mihamaro andro aman’alina ny olona marefo sy tena fadiranovana, ka misafidy ny hitoetra eny an-dalambe rehetra eny. Ny olan’ny trano, […]
Noho ny hanoanana… Lehilahy nangala-bilany sy fotsimbary
Nilaza ho nirahin’ny hanoanany, lehilahy iray mpanjaitra kiraro nangala-bilany ka voasambotry ny zandary tao Ambohimangakely, ny alatsinainy 23 janoary teo. Avy amin’ny fokontany iray tsy lavitra, nalain’io lehilahy io ny vilany lehibe niaraka tamin’ny fotsim-bary tao amina tokantrano anatin’ny fokontany Ambohimpiainana. Tsy vitan’io, mbola nangalarin’ity lehilahy nanao hala-boty ity koa […]






