Quelles sont les dates des prochaines élections ? L’assemblée générale de la Commission électorale nationale indépendante (Ceni), hier à Alarobia, est censée apporter une réponse, mais rien de concret n’en est rien ressorti, malgré les propositions faites par les membres. Outre la date de la présidentielle, celle des communales reste également […]
Other News
Dahalo mpampijaly vahoaka : lavo i Lefidy sy Rabemahazaka
Tratra ambodiomby teo am-panaovana ny asa ratsiny i Lefidy sy Rabemazaka tao Ankerika, distrikan’Antsohihy. Naharay antso mahakasika azy roalahy ireto ny zandarimaria ao an-toerana nilaza fa nihaodihaody tao Ankerika izy ireo. Raikitra ny fidinana ifotony sy ny fifanenjehana. Araka izany, tsy nanam-po ireto dahalo fa niova ny paik’ady noentin’ny zandary […]
Jean Nirina R. : betsaka ny vitan’ny filoha Rajoelina tamin’ny fitantanany
Tonga eo amin’ny dingana famaranana ny filoha Andry Rajoelina amin’izao fotoana izao. « Betsaka ny vitany fa tsy vitsy koa ireo mbola miandry azy satria latsaka an-katerena ny firenena malagasy tao anatin’ny 60 taona nahazoana fahaleovantena », hoy ny filohan’ny Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa, naneho ny fahitany ny zava-bitan’ny filoham-pirenena. Nohitsiny […]
Mitotongana ny Ariary : manakaiky ny 5.000 Ar ny 1 euro
Mihazakazaka ny fitotongan’ny sandambola Ariary. Kely sisa dia hisanda 5.000 Ar ny euro iray, izay tsy mbola nisy mihitsy hatramin’izay. Omaly 10 janoary tamin’ny 2 ora sy sasany tolakandro, nahatratra 4.820 Ar ny sandan’ny 1 euro, ary 4.502 Ar ny 1 dolara, araka ny tarehimarika navoakan’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM). […]
Hatramin’ny taona 2000 : olana hatrany ny famatsiana herinaratra
Tany amin’ny 10 taona lasa, efa nisy ny fiaraha-nidinika tamin’ny Vondrona eoropeanina momba ny famatsiana angovo eto Madagasikara. Votoatin’ny dinika tamin’izany ny fandrafetana politika vaovao momba ny angovo, izay efa nahitana lesoka tamin’ny fiandohan’ny taona 2000. Niarahan’ny Vondrona eoropeanina sy i Madagasikara nandrafitra ny politika, izay tokony hifanaraka amin’ny filàna […]






