Mety hampiato ny famatsiam-bary ho an’i Madagasikara ny FAO sy Pam noho ny tsy fahampian’ny famokarana eto amintsika. Tokony hifanome tanana ny fanjakana sy ny sehatra tsy miankina hampamokarana izany. Mety ho tapaka ny famatsiana ara-tsakafo ataon’ny FAO sy ny Pam ho an’i Madagasikara amin’ity taona ity, raha ny nambaran’ny […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Feno 51 taona omaly, ny nanoloran’ny Jly Ramanantsoa Gabriel ny Kly Ratsimandrava Richard ny fahefana feno hitondra ny tany sy ny fanjakana. Anisan’ny teny nambarany tamin’izany ny « Tsy hiamboho adidy aho mon Général”. Maty voatifitra teo Ambohijatovo ambony anefa izy, herinandro taorian’ny nandraisany izany fahefana izany. Lasa nitsabo tena any […]
Andrianainarivelo Hajo : « Ilaina ny diplaomasia matanjaka »
Manaraka akaiky ny toe-draharaha iraisam-pirenena ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga. Nambaran’ny filoha nasionaliny, Andrianainarivelo Hajo, fa mifaninana amin’ny fanamafisana ny hery ara-tafika ny firenena matanjaka ho fiarovany ny tombontsoany. Tsy afa-miala amin’ny mety ho fiantraikan’izany i Madagasikara na tsy mandray anjara mivantana aza, araka ny nambarany. « Mila mamakafaka sy […]
Voazarazara hanjakana
Nanaitra tokoa ny nahita ireto karazana fanambarana etsy sy eroa mahakasika ny tontolo politika. Misy mahita izao fiarahana sy ho fifamatoran’ny filoha teo aloha, Ravalomanana Marc sy Rajoelina Andry, izao koa! Raha izany ny zava-misy dia hanahirana tokoa izy ity. Goavana be ny resaka sy ny sera, ka tsy mahagaga […]
Hetahetan’ny eny ifotony : Haverina eny amin’ny kaominina ny volany
Nanatanteraka atrikasa niaraka tamin’ireo tomponandraiki-panjakana rehetra any amin’ny faritra Atsinanana ny Praiminisitra Rajaonarivelo Herintsalama. Nivoitra tamin’izany ny olana sy ny hetahetan’ny vahoaka any an-toerana. Nihaino mivantana izany hetaheta rehetra izany ny lehiben’ny governemanta sy ireo delegasionina niaraka taminy. Anisan’izany ny mpikambana sasany eo anivon’ny governemanta. Anisan’ny noresahina, ohatra, ireo dingana […]






