Velon-taraina ireo ben’ny tanàna voakasiky ny tetikasa Ambatovy mitaky ny haba avy amin’ny fitrandrahana kobalt sy nikela izay fantatra fa arotsaky ny Ambatovy amin’ny fanjakana foibe isaky ny telo volana. Misy 21 ireo kaominina mifandray amin’ity tetikasa ity tsy naharay ny anjara volan’izy ireo efa roa taona izao. 30 miliara […]
Other News
Volley ball-CCCZone: mety ho 3 ny ekipa vehivavy malagasy
Anatin’ny fiomanana tanteraka amin’izao ireo klioba malagasy hiatrika ny fifaninanana CCCZone 7 (Coupe des clubs Champions Zone 7), taranja Volley ball. Fifaninanana hatao ny volana febroary 2023 izao any Maorisy. Raha ny loharanom-baovao, nangataka tamin’ny Federasiona malagasy ny volley handray anjara amin’ity CCCZone 7 ity ny ekipan’ny Bi’As, ka mety […]
Badminton – «Mada 2022»: hifantenana izay hiatrika ny lalaon’ny Nosy
Notanterahina ny asabotsy sy omaly alahady, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja badminton, sokajy «sénior» lahy sy vavy. Fihaonana, natao tetsy amin’ny kianja ANS Ampefiloha. Tanjon’ity fifaninanam-pirenena ity, ny fitiliana mpilalao handrafitra mialoha ny ekipam-pirenena. Ankoatra izay, hijerena ny filaharan’izy ireo ihany koa ka ireo 24 lahy sy 18 […]
Lomano-Tompondaka eran-tany: « Record national » roa no montsan’ i Jonathan
Nifarana, omaly, tany Aostralia, ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, dobo filomanosana 25 m, taranja lomano. “Record national” roa no montsan’i Jonathan. Tsara raha eo amin’ny fe-potoana vitany, ny vokatra ho an-dRaharvel Harivony Jonathan, nandritra ity fiadiana ny tompondaka eran-tany, taranja lomano ity. Mbola mila ezaka kosa anefa eo amin’ny sehatra […]
Beach Soccer: hatao atsy Seychelles ny “Mondial 2025”
Notendren’ny federasiona iraisam-pirenena ny baolina kitra (FIFA), hampiantrano ny andiany faha-13 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany amin’ny baolina kitra lalaovina ambony fasika (Beach soccer) 2025, i Seychelles. Sambany ary voalohany no hotanterahina aty amin’ny kaontinanta afrikanina izany fihaonana an-tampony izany. Tsiahivina fa efa nandray ny fiadiana ny ho tompondakan’i […]






