Other News

Kitra – Yas Coupe 2026 : Hiady izay ho any Afrika ny FC Rouge sy ny Ste Anne

“Iza no hisolo tena ny Mala­gasy atsy Afrika”? Ho fantatra anio, etsy amin’ny Kianjan’ny Elgeco Plus, ny anaran’izay ekipa ho solontenan’ny Malagasy amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ny klioba, “Coupe de la Confédération Caf”. Ny eki­pan’ny FC Rouge sy ny AS Ste Anne no hiady ny tapakila hazahoana izany […]

Rugby – Manasa-dalana Top 12 : Vonona haka fandresena ny Uscar

Anisan’ny fihaonana goavana, andrasan’ny rehetra, ny donan’ny Uscar sy ny CEA Andranomanalina. Ho toy ny famaranana kely io kopaka io. Vonona ny hanala vela sy haka fandresena ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra. “Hatreto, tsy misy mieritreritra izany Uscar izany hanao famaranana amin’ity Top 12 ity”, hoy i Berthin Zoto, mpandrindra […]

TARATRY ny KANTO

Tsy mbola mahay ny Malagasy ? Ny an’ny vahiny, mahafantatra ny mombamomba ireo oloben’ny kolontsaina sy ny zavakanto ao aminy ny mponina. Ny zava-bitan’ireny olona ireny no iray amin’ireo fototra iaingan’ny aty aoriana. Fantany tsara ny momba an’i Mozart (tantaram-piainany, ny kanto noforoniny…). Tahaka izany koa ry Leonard de Vinci teo […]

Noho ny fisaonam-pirenena… : Hetsika maro no foana na hahemotra

Nisy fiantraikany ratsy tamin’ireo mpisehatra amin’ny fikarakarana hetsika ny fisaonam-pirenena, omaly. Samy niezaka nitady vahaolana mety indrindra ireo voakasika. Didim-panjakana tsy azo ivalozana, ka tsy maintsy narahin’ny rehetra. Mafy ny fahavoazana ho an’ireo mpikarakara hetsika efa nanomana seho isan-karazany, saika hotontosaina omaly. Samy manaiky kosa ny rehetra fa ambony lavitra […]