Hanomboka ny 31 jolay 2026 izao ny fanatanterahana ny tetikasa Fly Over, etsy Anosizato. Haharitra 2 taona tapany voalohany amin’ny asa, ataon’ny orinasa CGC. Hisy tetezana vaovao hatsangana, fa horavana kosa ny tetezana misy ankehitriny rehefa vita ny solony, sady hananganana ny Fly Over. Tsy ho tapaka ny fifamoivoizana. Tsy […]
Other News
PMLPT-Port Sec III : Tohanana ny fianakaviana voakasiky ny Tetikasa
Mitohy ny fanisana sy ny fanohanana ny tokantrano voakasiky ny fanatanterahana ny tetikasa Plateforme multimodale logistique et portuaire de Toamasina (PMLPT) ao amin’ny Port Sec III, Tsarakofafa. Nambaran’ny Société du port à gestion autonome de Toamasina (Spat) fa laharam-pahamehana ny fanampiana ny fianakaviana voakasiky ny tetikasa sy hamaliana ny filany […]
Fifaninanana Fokontany Madio : Azon’i Manjakamiadana ny laharana voalohany
Nifarana ny alakamisy teo, teny amin’ny Havoria Anosy, ny andiany voalohany amin’ny fifaninanana “Fokontany Madio”. Hetsika nokarakarain’ny minisiteran’ny Rano, ny fahadiovana ary ny fidiovana, ao anatin’ny tetikasa “Madagasikara Madio”. Niarahana tamin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ireo mpiara-miombon’antoka. Nahazo ny laharana voalohany, nandritra ny fifaninanana, ny fokontany Manjakamiadana (Boriborintany faha-2). Nahazo […]
Fandaharanasa PCP : Rafitra hananganana indostria maharitra
Paikady hampivoarana sy hampiroboroboana ny indostra malagasy ny « Programme For Country Partnership » 2026-2030. Fandaharanasa iarahan’ny fanjakana sy ny Onudi manatanteraka. Omena vahana ny hanodinana ny akora fototra eto an-toerana, hiantohana ny famoronan’asa mendrika ho an’ny tanora. Manana loharanon-karena tsy voatrandraka i Madagasikara, izay soa fanararaotra ho fampiroboroboana ny […]
FANTINA sy FINTINA
Mahaontsa ny zava-misy ary tsy miady amin’ny nofo aman-dra isika, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha teo aloha, Ravalomanana. « Ilay fanahy ratsy no iadiana… Mankasitraka ny fitondrana fa zava-dehibe ny fanehoana ny firaisankina sy tsy fanariana amin’ny fahoriana. Mila mifampatoky isika ary tandremo ny siosio fa mahatonga fisarahana », hoy izy. Misy […]






