Niresaka fohy tamin’ny mpanao gazety ny filohan’ny FFKM, ny Mgr Ranarivelo Samoela Jaona, omaly, tetsy Analakely. Niaiky ny tenany fa tena mandalo fotoan-tsarotra tokoa ny firenena amin’izao fotoana izao. Nahitsy anefa ny teniny fa tsy ny ratsy no hanjaka eto ary mino sy matoky an’Andriamanitra rahateo koa ny Malagasy. Hentitra […]
Other News
Fifampitokisana
Tsy vitan’ny mpitandro filaminana irery intsony ny raharaha? Matoa nananganana rafitra sy hery manokana. Amin’ny fiatrehana ny ady amin’ny fangalarana sy famonoana olona etsy sy eroa amin’izao. Eo koa ny fangatahana tolo-tanana amin’ny fampitam-baovao avy hatrany amina tranga mampiahiahy. Tsy ifanomezan-tsiny. Aim-pirenena no lalaovin’ny sasany amin’izao. Mila fifanomezan-tanana, firaisankina, […]
Parvis Analakely : Nanaovan’ny mpiandry sy ny mpitondra angaredona ny devoly
Ho fanamarihana ny andron’ny fisaonam-pirenena, nanatanteraka fotoam-pivavahana, teny Analakely, ny FFKM sy ny fitondrana. Tanjona ny handroahana ny asan-devoly eto amin’ny firenena. Tao anatin’ny fisaonam-pirenena noho ny fahaverezana sy famonoana olona etsy sy eroa, nitarika fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fiaraha-miory sy fampaherezana ireo niharam-boina ny FFKM. Teny amin’ny tokotaniben’ny Lapan’ny Tanàna, […]






