Other News

Zaza varira maty notapahin-doha : Lehilahy iray voasambotra, naiditra am-ponja

Maty notapahin-doha tany Betsingala, distrikan’i Mam­pikony, afakomaly tamin’ny 7 ora sy sasany hariva, ny ankizilahy 11 taona, manana toe-tena varira. Tao an-trano izy sy ny zaodahiny iray tamin’io fotoana io. Nisy olona telo, nisaron-tava sy nirongo zava-maranitra (toy ny antsy sy famaky), tonga sy niditra an-keriny tao an-trano. Vantany vao […]

Niharan’ny fanolanana : Mpianatry ny CEG namoy ny ainy

Hita faty tao anaty kirihitra ny ankizivavy 15 taona mbola mpianatra eny amin’ny CEG, tao amin’ny fokontany Ambo­hitratsimo, kaominina Andranomiady, distrikan’i Faratsiho, afakomaly. Hamonjy toeram-pianarana no nialan’io ankizy io ny tokantrano, ny talata 10 febroary lasa teo. Nianatra teo anivon’ny CEG Ambohitratsimo ity ankizy niharan’ny fanolanana ity. Tsy niverina tao […]

Mandraka : Zazavavy 9 taona hita faty

Lasan’ny rano, nidonadona tamin’ireo vato lalovan’ny rano, tao Mandraka ka namoy ny ainy ny zazavavy 9 taona, omaly. Niezaka nanavotra azy ny zokiny saingy tsy afa-nanohitra. Hita faty tao amin’ny renirano Mangarivotra, ao amin’ny fokontany Ma­n­­draka, kaominina Amba­tolaona, distrikan’i Manjakan­driana, ny zazavavy iray 9 taona, omaly maraina tamin’ny 8 ora. Naharay […]