Mandray anjara amin’ny fampivoarana ny toekarena ny fifaninan’ny indostria eto an-toerana. Hahafahan’ny vokatra malagasy miatrika ny fanambin’ny tsena iraisam-pirenena izany. Nasongadin’ny mpitantana eo anivon’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim), filoha teo aloha tao amin’ny vondrona ary filohan’ny Technopet, i Hassim Amiraly, ny Politikam-pifaninanana sy ny fampandrosoana ny toekarena. Novelabelariny ny […]
Other News
Noheverin’ny olona fa dahalo : Lehilahy naratra mafy niharan’ny fitsaram-bahoaka
Naratra mafy, niharan’ny fitsaram-bahoaka, ny lehilahy iray 35 taona, tany Ampasitapaka, kaominina Anjiajia, disitrikan’Ambatoboeny, afakomaly. Noheverin’ny olona ho dahalo izy ka nifanenjehan’ ny fokonolona novonoina. Vokany, voafira tamin’ny antsy ny lohany, ny tarehiny, ny tanany, ny lamosiny ary ny tratrany. Mponina avy ao Ankazoabo, kaominina Ambesisika, ity niharam-boina ity. Noentin-javatra […]
Tratra nangalatra : Lehilahy saika nodorana velona
Voasambotry ny fokonolona, nofatorana ary efa natao tao anaty kodiarana sy mololo, ny lehilahy iray tratra nangalatra tao amin’ny faritry ny Oniversite Toliara, omaly maraina. Leo hala-boty sy asa ratsin’ireo mpangalatra, tsy namelan’izy ireo io lehilahy sarona teo am-panaovana ny asa ratsiny io raha tsy voasambotra. Tsy nisy alaharo, nentin’ny […]
Telo lahy voasambotra; Ankizivavy voarasa antsy teo amin’ny tendany
Nolerana zava-maranitra, norasaina antsy teo amin’ny tendany, ny ankizivavy iray vao 15 taona, tao amin’ny kaominina Fihaonana, afakomaly. Nosamborina ny sakaizany sy ny roa lahy hafa. Niniana novonoina sy nanaovana filan-dratsy ahina ho naolana, hita faty, ny ankizivavy iray 15 taona, tao amin’ny fokontany Andranovelona, kaominina Fihaonana, distrikan’Ankazobe, afakomaly. Niala […]






