Other News

Holafitry ny vadintany: « Mihatsara ny fampiharana ny lalàna… »

Nifampiarahaba noho ny taona vaovao tetsy By Pass, ny herinandro teo, ny eo anivon’ny Holafitry ny vadintany. Nambaran’ny birao mpitantana fa efa miezaka ny fitsarana ny amin’ny tokony hataony hiarovana ny vadintany eo am-panatanterahana ny asany. Voatsiahy, tamin’izany, fa efa voalazan’ ny sata mifehy ny fiarovana azy ireo izany, miainga […]

TARATRY ny KANTO

Nahazo ny mariboninahitry ny kanto, ny soratra ary ny kolontsaina ireo mpisehatra amin’ny zava­kanto sy ny kolontsaina ao Vakinankaratra, ny sabotsy teo. 15 nakarina eo amin’ny laharan’ny « Comman­deur », 16 nahazo ny « Officier » ary 23 kosa nomena ny « Che­valier ». Nahitana mpanakanto mpanao mozika, mpanao hosodoko, mpanoratra, mpikabary,sns, izy ireo. Nandritra ny […]

Volana febroary : Nihemotra ny « Asaramanitra bagasy »

Raha ny sabotsy 7 febro­ary izao no fantatra fa saika hanatanterahana ny « Asa­ramanitra bagasy », fantatra, omaly, fa hahemotra ny tolakandron’ny sabotsy 14 fe­broary ity hetsika fanaon’ny Se­hatra Bagasy isaky ny mi­santatra ny taona vaovao ity. Tsy miova ny toerana fa ao amin’ny efitrano malalaky ny trano fiantohana Aro, etsy Antsa­havola […]

Printsy Rakotomalala Louis de Gonzague: “Ny fandalana ny Satam-pirenena no vahaolana”

Miverimberina hatrany ny olana mianjady amin’ny firenena. Vitsy ihany, anefa, ireo mitady vahaolana ivelan’ny politika. Milaza ny heviny momba izany ny Printsy Rakotomalala Louis de Gonzague. Gazety Taratra (*): Mi­aina ao anatina olana na krizy miverimbarina i Mada­ga­si­kara. Amin’ny maha mpandala ny fomban-dra­zana sy ny maha Malagasy anao. Inona no […]

VAOVAO TAMBATRA

Nentanina hiditra amin’ny ara-dalàna ireo mpitrandraka madinika misehatra amin’ny volamena any amin’ny fokontany sady kaominina Satrokala, distrika Ihosy, ny sabotsy 31 janoary teo. Nampahafantarina azy ireo ny lalàna, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny dingana arahina amin’ny sehatry ny ara-dalàna. Nohamafisin’ny talem-paritra, fa tsy misy fitrandrahana azo atao raha […]