Fiaraha-miasan’ny tsy miankina sy ny fampianarana ambony. Miara-miombon’antoka ny orinasa Airtel Madagasikara sy ny sekoly ambony ESCM Business School. Misy efitrano natokana hianaran’ny mpianatra miisa 50 ao amin’ity toeram-pampianarana ity. Afaka mampiasa tambajotra internet maimaimpoana ao ny mpianatra, hifehezana ny sehatry ny niomerika bebe kokoa. Horaisina hianatra asa ao amin’ny […]
Other News
FIM : Hasongadina ireo orinasa lehibe
Hotanterahina ny 7 hatramin’ny 10 mey 2026, eny amin’ny CCI Ivato, ny andiany faha-27 amin’ny Foire internationale de Madagascar (FIM), andiany faharoa tantanin’ny MadaVision. Lohahevitra noraisina ny hoe « Madagascar en mouvement : les secteurs qui bougent, les idées qui avancent ». Nambaran’ny mpiara-mitantana ny MadaVision, Ranaivo Oranne, fa « […]
Fanaingana ny toekarena : Seha-pihariana valo mitodika amin’ny tsena
Tanjona amin’ny fanaingana ny toekarena ny famokarana mitodika amin’ny tsena. Tena misongadina aty afovoan-tany ny fambolem-bary, ny vokatra fanondrana, ny voamaina, ny fiompiana akoho amam-borona ary ny ronono. Natao tany Antsirabe, ny 22 sy ny 23 janoary teo, ny Dinika fikaonandoha ho fanaingana ny toekarena isam-paritany ho an’Antananarivo. Voakasik’izany ny […]
TSELATRA
Naiditra vonjimaika am-ponja, afakomaly, ireo telo lahy, mpanendaka eny ambony Bajaj ao Mahajanga. Miray tsikombakomba amina mpitondra bajaj izy ireo. Mandray zotra tahaka ny mpandeha rehetra, manendaka poketra sy findain’olona, avy eo mandositra. Miisa roa ny fitarainana voarain’ny kaomisaria foibe ao Mahajanga momba ity tranga ity, tamin’ity volana ity. Nafindra […]
Handeha hody : Lehilahy 32 taona maty lasan’ny rano
Nahitana lehilahy iray, 32 taona, maty an-drano tany amin’ny ranon’ny Sakay Andolofotsy, ny alatsinainy 26 janoary, tokony ho tamin’ny 06 ora maraina lasa teo. Niampita izy sy ny olona iray hafa tamin’io fotoana io. Avy eny Andolofotsy, hihazo an’Alakamisy izy ireo, raha ny fanazavana voaray. Niakatra anefa ny rano teo […]






