Mitana ny sain’ny mpanara-baovao indray ankehitriny ny amin’ny mpanazatra ny Barean’i Madagasikara. Na efa nanambara aza ny fanjakana fa havaozina ny fifanarahana amin’ilay frantsay teknisianina, tsy mbola tena mazava ny sori-dalana. Mifamahofaho be ny zava-misy satria any amin’ ny karama no itoeran’ny olana, amin’izao fotoana izao. Toa tsy manaiky ny […]
Other News
VAOVAO TAMBATRA
Manan-danja ny fizahantany noho izy mifandray amin’ny sehatra maro toy ny fambolena, asa tanana ary kolontsaina izay mampidi-bola sy manome asa maro samihafa ny malagasy. Sehatra stratejika izy ary laharam-pahamehana amin’ny fampandrosona ny firenana indrindra amin’ny fampahafantarana ny hakanton’ny Nosy malagasy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Nifantoka tamin’ny fandrosoan’ny tetikasa Volobe, […]
Fanaingana ara-toekarena: Mandeha ny dinika any amin’ny faritra
Mitohy any amin’ny faritra ny dinika ho fanaingana ny toekarena, taorian’ny fanombohana teny amin’ny CCI Ivato, ny alatsinainy 19 janoary teo. Dinika iarahan’ny fanjakana, ny sehatra tsy miankina, ny tantsaha mpamokatra, ny mpandraharaha ary ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika. Tanjona ny hamaritana ireo rojom-pihariana stratejika, ny hamantarana sy hamakafakana ny […]
Seranan-tsambo : Vita ny 60% ny asa ao Toamasina
Nitsidika ny seranan-tsambon’i Toamasina ny filohan’ny fiadidiana ny Fanavaozana, ny Kly Randrianirina Michaël nandritra ny dia nataony tany an-toerana, ny sabotsy teo. Mandroso ny asa sy ny fanitarana ny seranan-tsambo. Ankehitriny, manodidina ny 60% ny asa no efa vita. Nilaza ihany koa ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara fa “manohana […]
Fampananana asa : Asa 5 000 ho an’ny tanora ao anatin’ny roa taona
Hamorona asa mendrika ao amin’ny faritra atsinanana mandritra ny roa taona ilay tetikasa “asa 5 000 ho an’ny tanora”. Fandaharanasa tarihan’ny fanjakana sy ny minisiteran’ny Asa, ny fampananana asa ary ny asam-panjakana. Fanamby goavan’ny fanjakana ny fampanan’asa ny tanora ho antoky ny fampandrosoana ny firenena. Antony indrindra nametrahana ny tetikasa […]






