Comme si de rien n’était. La tension est retombée d’un cran à la Haute cour constitutionnelle (HCC), après deux jours de « siège » et de blocus qui ne dit pas son nom, ayant paralysé les activités du palais d’Ambohidahy, mercredi et jeudi. Où en est la procédure de destitution de l’homme […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Niravona ny disadisa teo amin’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny, sy ny depiote Tinoka Roberto. « Nisy tsy fifankahazoana teo aminay. Efa voavaha sy efa naravona izany. Niverina ny fifampitokisana sy ny fifanajana, ary miorina tsara indray ny fihavananay », hoy ny filohan’ity Andrimpanjakana ity. Nangataka ny handinihina indray ny didy nampidirana am-ponja […]
Kaominina Ambinanitelo: Mitohy ny fitokonana hanala ben’ny Tanàna
Mitokona efa ho roa volana izao ny vahoaka ao amin’ny kaominina Ambinanitelo, distrikan’i Maroantsetra, faritra Ambatosoa. Mitaky ny fametraham-pialana na fanoloana ho Filohan’ny delegasionina manokana (PDS) ny ben’ny tanàna Razafimahatratra Laurant, antsoina hoe Savôla, izy ireo. Famoahana rosia fitakiana haban-tsena tsy manaraka ny fenitra, fitakiana haba amin’ny lakana kanefa tsy […]
Mahaiza serasera
Teboka iray tokony hataon’ny fitondram-panjakana mijoro amin’izao fotoana izao ny fanamafisana orina ny seraserany. Io matetika no fositra teo amin’ny miaramila taloha, indrindra ireo mbola mitapikitra amin’ny nahazatra. Noheverina fa ny fahanginana no hery ho azy ireo. Nosokajina ho tsy laharam-pahamehana mihitsy ny firesahana na fisokafana. Fahamalinana sy maha matihanina […]
Kly Randrianirina Michaël : « Avelao hiasa ny mpitondra »
Nitohy tany Toamasina ny fidinana ifotony nataon’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, omaly. Anisan’ny nambarany, tamin’izany, ny momba ny fitantanana ny firenena. «Avelao hiasa aloha ny mpitondra fa hotsaraintsika amin’ ny asany. Efa nisy asa maromaro vita tao anatin’ny roa volana fa mbola betsaka koa ny miandry », hoy izy. Anisan’ny […]






