Anisan’ny ezaka sy fanamby lehibe tanterahin’ny Federasiona mpihiragasy eto Madagasikara ny fanatanterahina adin-kiragasy isan-kerinandro. Hitohy amin’ity taona 2026 ity izany. Na mbola andro vitsy aza no nanitsahana ny taona 2026, nifanaretsaka ny fanontaniana: « hitohy ve ny Hiragasy goavam-be ?». Na-maly io hetahetan’ny olona maro mpitia hiragasy io ny Federasionina mpihiragasy eto […]
Other News
SOMBIM-BAOVAO
Nanao fanambarana tao amin’ny pejiny ny US Monastir, klioba divizionina voalohany, taranja baolina kitra any Tunisie, fa mpilalao an’izy ireo amin’ny fomba ofisialy i Behaja, Malagasy. Nampahafantarina afakomaly, tany an-toerana izany ary haharitra hatramin’ny taona 2029 ny fifanarahan’ny roa tonta. Tsara ny mampahatsiahy fa mpilalaon’ny Jet Kintana teo aloha i […]
Tsipy kanetibe-ligy Analamanga : Hanao fihaonambe hanatsarana ny taranja
Hotanterahina ny sabotsy 24 janoary ho avy izao, etsy amin’ny ANS Ampefiloha, ny fivoriambe voalohany ataon’ ny ligin’Analamanga, taranja tsipy kanetibe. Hatolotra amin’ io koa ireo fandaharam-potoana rehetra ho an’ny taom-pilalaovana 2025. Hankatoavana ny fitsipika rehetra, ara-teknika sy ara-moraly ary ny ara-bola ihany koa. Hampaha-fantarina, mandritra izany, ny mpikambana rehetra […]
Taranja tolona : Mikasa ny handray fifaninanana iraisam-pirenena
Mikasa ny handray anjara amin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena maro ny Federasionina malagasin’ny taranja tolona, (FML), amin’ity taom-pilalaovana vaovao ity. Anisan’izany ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany ho an’ny sokajy zandriny, izay hatao ny volana aogositra ho avy izao. Eo ihany koa ny lalao Olaimpika ho an’ny tanora, U17, izay hotontosaina any […]
Raharimalala Léa : Hamarana ny fankalazana ny 50 taona nanaovany volley
Hotanterahina ao amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano ny famaranana ny fankalazana ny jobily faha-50 taona niseharan-dRaharimalala Léa Manary teo amin’ny taranja volley- ball. Ny 22, 23 ary 24 janoary izao ny fotoana nosafidian’ny filohan’ny Federasionina malagasin’ny volley-ball hamaranana ny jobily fankalazana ny faha-50 taona nanaovany volley. Ho feno tanteraka ny fandaharam-potoana mandritra […]






