13 isa ireo olona narary noho ny fihinana hani-masaka teny an-tsena, ao amin’ny kaominina Ampanefy, distrikan’Atsimondrano, hatramin’ny omaly. Nahitana zazavavy roa taona. Nihinana kompose teny an-tsena iray teo akaikin’ny fiangonana katolika izy ireo ny alahady lasa teo. Nanomboka narary omaly, samy narary kibo, nandoa sy nivalana avokoa. Nalefa eny amin’ny […]
Other News
Mananara Avaratra : Mpitondra baka natelin’ny rano
Nokarohin’ny fokonolona nanomboka omaly atoandro, tamin’ny 11 ora, ny lehilahy iray mpitondra baka tao amin’ ny fokontany Antanandava nandritra ny fanantanterahana ny asany tao Ambatondrahilany, distrikan’i Mananara Avaratra. Tra-doza tampoka izy ary nilentika tao anaty rano. Nifampitadiavan’ny namany izay sady mpiara-miasa aminy. Tsy nipoitra intsony taorian’ny naharendrika azy anefa io […]
Nanolana tovovavy 18 taona : Lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka tany Ankazobe
Tsy namelan’ny fokonolona raha tsy maty ny lehilahy mpanolana, tany Ankazobe, afakomaly. Nanolana sy namono nahafaty vehivavy 18 taona, tany an-toerana izy io sy ny namany iray hafa, ny sabotsy lasa teo. Lehilahy iray matin’ny fitsaram-bahoaka, tany amin’ny kaominin’i Marondry, distrikan’Ankazobe, afakomaly maraina. Nanolana sy namono nahafaty vehivavy 18 taona […]
Mario Prencipe – « De l’analogique au numérique »: Mihaona anaty kanto ny hosodoko fahiny sy ny teknôlôjia
Ny tena zavakanto, tsy lefin’ny vanim-potoana. Azo atao ihany koa ny mampiaraka ny tany aloha amin’ny teknôlôjia ankehitriny. Manamafy ireo ny fampirantiana tanterahin’i Mario Prencipe, eto Madagasikara, nanomboka omaly. «De l’analogique au numérique », fampirantiana tanterahina, ao amin’ny Institut des Arts et des Technologies Avancées (InATA) Ankadivato. Mario Prencipe, mpanakanto manana […]
VAOVAO TAMBATRA
Hotanterahina any Bénin ny 17 sy 18 Janoary ny dingana famaranana ny Tekbot Robotic Challenge (TRC). Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ity fifaninana iraisam-pirenena ity ny ekipa Innovator. Hanasongadina ny fahaiza-manaony ara-teknolojia mandritra ireo fotoana ireo ny ekipam-pirenena. Tafakatra 731 500 taonina ny vary nafaran’i Madagasikara nandritra ny 11 volana voalohan’ny […]






